Vous êtes ici

Folo taona mahery nivadiana izahay mivady.3 mianadahy ny zanakay.Izaho lehilahy,ny vadiko kosa zokiko 2 taona.
Rehefa miady zahay mivady na zavatra kely indrindra ary dia samy mitazona ny ambo pony avy ka misy fotoana maharitra 5 volana ny adinay.Indraindray 1 volana mahery raha kely indrindra .Matetika moa,izaho foana no mitady zay hihavanana ao anatin'izany,na iza diso,na iza manao ny tsy mety.Zakako izany ,saingy amin'ny maha nofo ahy.Dia asiako fetrany ihany koa ny ahy rehefa feno ny kapoakako.Misy olona manomboka mifanerasera ahy zao ankehitriny zao,indrindra anatin'ny ady lava anay mivady .Tsapako oé,tena mifameno am panahy amiko io olona iriko io.Misy fifandraisana akaiky amin'ny ray aman dreniko io tovovavy io,ary tena miombo po aman panahy amin'ny fianakaviana.Tsy miaraka izahay fa misy activité iraisana,ary tena mifameno sy samy tena pilié zahay anatin'ilay izy.Samy miezaka manantanteraka amin'ny fony.
D'un coté nefa ny vadiko tratrako mifanerasera sy mifanao fotoana ami'ny ex 'ny ary ampirisihan'ny rahavaviny.
Faly aho anatin'izany na dia marary ahy aza,fa na dia fijaliana sy fihafihana ary ny tokantrano.Ny fisarahana no ahazahoako tombony.
Sinon,mba omeo torohevitra ho anareo efa nandalo tamin'zany faharavan'ny tokatrano;Ny hitako matetika dia ny vehivavy no tena apres certains temps.Nefa akory atao

Par : Lehilahy
Salut.
Salut. Choix io ronga aminao io: - atao izay hiarahana @ io olona io ve (se ny tohiny ahoana ?) - manofinofy miaraka aminy (poizina manimba tena ny eritreritra) - avela any zany eritreritra hiaraka zany. Atao ohatry ny tsy misy (vivre l'atmosphère destructif du ménage). De inona zany no dikan'zany rehetra zany ? Enao ihany no afaka manapaka ny tokony ataonao. Misy 4ème éventualité fa aleo ianao no mahita azy fa tsy izaho no hiteny azy. Mahereza ê.
Par : Hihi
Tsia d tsia ny valiny omeko.
Tsia d tsia ny valiny omeko. Rhf tsy zakanao, lazao azy. Teneno izy mba hanao premier pas koa. Mahatonga anao mieritreritra ana izany zao d noho lay vehivavy io, mihevitra ve ianao fa lafatra raha nareo no miaraka, N O N. Asio feu d'artifice kely @fiainanareo roa! Ampaherezo izy hanao ezaka fa tsy omena tsiny foana . Vehivavy no miteny! Na safosafo @loha ftsn aza efa mahafaly anay . Bon courage!!! Niteny aho fa ny sipako koa mantsy mitaraina ohatranao, how izy foana manao 1er pas ary tena marina. Fa asehony amiko ny fifaliana rhf lay mba miezaka manatona azy iny aho, d mahafinaritra!!
Par : anonyme
Logique be aloha ilay ianao
Logique be aloha ilay ianao mijaly satria mbola zokinao ny vadinao anie e, lasa lavitra b ny fisainany mihoatra ny anao. Aleo miresaka toy ny mpianadahy aloha e, rehefa tsy zaka mifampitsodrano am fo madio
Par : miaritra
Ny ahy aza efa 8 volana tsy
Ny ahy aza efa 8 volana tsy miresaka amiko izy, vizana be aho. Efa 14 mois nisara-pandriana. Mbola tokatrano ve izany?
Par : koly
Miaritra> Dia mifampijery
Miaritra> Dia mifampijery fotsiny sy miditra mivoka ny trano ve izany? Na ho anao na ho an'ny tompona sujet, miresaha matotra indray mandeh re dia mila misy hevitra tapaka an, mandehana mivoka ny ville d any mifanazava tsara, nareo reo zao raha tratra mampirafy aza mbola lé zanak'ol ndray no ho votabataba anie e, istyliavany oe za n tena izy vita soratra sy mariazy, nefa ny ao anatiny pokaty, aleo miresaka , ref tena tsy mifanaraka dia mifampitsodrano fa toa mifandany andro ve sa maninona ftsn, ref tsy ifankatia d aleo kosa tsy mifanimba
Par : linx
Adinoy aloha ny amin'ilay
Adinoy aloha ny amin'ilay vehivavy manintona anao, alamino ny anareo, zay zao ny étape atrehinao. Raha misy ny fisarahana miditra relation hafa indray, manjary vosaringotra ianao na vo maika sahirana. Antanio azy ny antony ifaneraserany am'lé ex e, sao te anaraka any izy d'efa vita oazy zany koa. Raha misy ny faharavan'ny anareo, izay ianao vao miezaka mahafantatra ilay iray bebe kokoa, mandany amantaonany vao miditra raha te hiditra sao hisy olana eo ndray

Ajouter un commentaire

7 + 2 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.