Vous êtes ici

Vehivavy aho, miaraka amin'olona efa divorcé niteraka 1, izaho kosa mbola tsy niteraka. Ny olana mampiady anay matetika dia ny resaka PA alohany any amin'ny vadiny taloha. Ilay zaza 12taona nefa izy zao mipetraka aminay foana izahay no miantoka ny rehetra sy izay besoins rehetra. Miteny azy ah foana mba hijery ny tokony atao satria ny PA omena foana isambolana fa tsy hoan zaza akory zany, izy moa miteny fa tsy maintsy aloha fona fa tsy afaka ialany izany. Mba mangataka torohevitra hoe inona no tokony ataonay.

Par : paik
Tena marina n lazain'io
Tena marina n lazain'io lehilahy io! ts afa miala izy satria adidiny no manampy n reninjaza momba n zaza na ef divorcé aza izy!
Par : paik
Rehefa ampy taona ilay zaza
Rehefa ampy taona ilay zaza vao mitsahatra n PA raha n fahalalako azy !
Par : paik
Mila mitady fidiram-bola
Mila mitady fidiram-bola ahafany manao izany io rangah io fa ts mitavana aminao fotsiny
Par : koto
Asaivo mdemerde r'ise fa aza
Asaivo mdemerde r'ise fa aza vela etoana fotsn zan a! mila mikatraka izy na am fanampiana anareo ao atrano na n PA an zanany an
Par : Rohy
Ny rohy mampifandray az am
Ny rohy mampifandray az am zanany no antony ts maints anampiny azy ! nefa koa ts anjaranao vehivavy n manao izany fa adidiny ary iz no tokony mitady vola amin'izany
Par : manova
Azo atao ny miverina manao
Azo atao ny miverina manao demande any amin'ny tribonaly ny fanafoanana an'io PA io raha tena ao aminareo marina ilay zaza no mipetraka. Mety ho lava anefa ny procédure a, satria mangataka ny garde-ny zaza izany ilay rainy, ka ilaina ny manaporofo ny antony mahatsara kokoa an'izany.(aza adino anefa fa garde=vola, ). Raha azony ny garde an'ny zanany dia tsy misy antony intsony handoavany ny PA. Sady ilay zaza izao efa 12 ans, efa afaka misafidy hoe ho any amin'ny dadany. Raha mety dia izay no tsara atao, amin'izay tsy misy ariary mivoaka ho an'ilay renin'ilay zaza intsony.

Ajouter un commentaire

8 + 6 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.