Vous êtes ici

Marina tokoa ve fa azo asolo ny siramamy ny feuille de stevia ? mitondra fahasalamana ho an'ny olona voan'ny diabète tokoa ve io ravinkazo io! mila fanampiana azfd, ra mahafantatra fomba natoraly fitsaboana diabete iany koa nareo d mba lazao tompoko

Par : Extase
Oui,tena tsara tokoa io
Oui,tena tsara tokoa io feuille de stévia io!
Par : Miranah
Manampy am gestion an tension
Manampy am gestion an tension ihany koa izy io
Par : Manantena
Tsy aiko ny anaran'io
Tsy aiko ny anaran'io ravikazo io am teny gasy fa tena mahavonjy ny olona diabétique tokoa izy io
Par : niaro
Hita en am homeopharma izy io
Hita en am homeopharma izy io am sachet kely no ivarotan'zareo anazy io
Par : Anonyme
Za alou tsy sahy mampiasa
Za alou tsy sahy mampiasa ravinkazo satry tsy mbola tena mety voafehy ny quantité-ny. Ny tiako hambara dia ny fatrany ilaina no tena mbola tsy sure tsara. Efa nahita olona salama noho ny fihinanana ravinkazo za, efa nahita olona iany kou tratry ny hypoglycémie noho ny fandraisana azy io ka nindaosin'ny fahafatesana tampoka, nisy iany kou noho ny fihinanana azy io dia nahatsiaro tena ho salama saingy taty aoriana narary be tampoka hay takona ny taux ny siramamy rehefa manao test izy nandritra izay fotoana lavalava izay fa vao niseho ilay aretina tonga dia ambony be ny taux-ny ka avy hatrany dia namono azy iany koa. Dokotera mihintsy iany koa no nanoro ana cannelle saingy tsy sahy mampiasa za fa aleoko minana metformine atoandro hariva dia manao sport 30mn par jour sy miezaka mande tongotra ary indrindra manamboatra ny karazan-tsakafo oanina sy ny fatrany dia nividy glucomètre ka manao test rehefa maheno hafahafa mba handraisana fanapahan-kevitra @ fatran'ny fanafody ho hanina. courage daôly e
Par : Bera Pôlisy
Ny fahafantarako ny stevia,
Ny fahafantarako ny stevia, tsy hoe manasitrana diabeta, fa natao ho solon'ny siramamy ho an'ny diabetika. Tsy misy calorie firy, mba tsy hilazana hoe tena tsy misy, kanefa mamy be izy io (goût très sucré) Betsaka ny mivarotra azy, indrindra rehefa misy évenement agricole ireny (fiermada, FIA...) Azon'ny tsirairay atao ny mamboly raha manana tany kely izy. Mirary soa.

Ajouter un commentaire

5 + 11 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.