Vous êtes ici

Salama daolo,mba mila hevitra kely avy aminareo fa mba tiako ho traiter na tsara ny volon ny zanako vavy 8 taona fa mitsirirtra fotsiny izy mahita ny volon ny namany malama2 si mitsotra tsara,ny azy somary mahery2.Efa nanao homeopharma fa otran ny tsy d nisy vokany,manomboka firy taona marina ko ny zaza no azo asiana produit ny volonyary auna ny fomba atao mba hampety tsara ny volony?D misaotra anareu mamaly d mazotoa.

Ajouter un commentaire

6 + 2 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.