Vous êtes ici

Ny lehilahy dia dangitra hoazy TSY controlé-ny rhf mahita vhv misimisy forme.Ny vehivavy dia misentosento hoazy TSY controlé-ny rehefa mahita lhl mamoaka teny mifanojo tsara @filan'ny fihetseam-pony.KaMisy ny vhv na lhl mahafanatatra tsara an'ireo ka masahy manaonao zvt toy ireto:-vao maika misy vhv manao ze mampisehoseho forme-vao mainka misy lhl mahay mandambolambo mahay "miresaka" be.Mba lazao @zay hoe mitobina ve ny fanomezan-tsiny hataonao io olona miaraka aminao io???Rehefa adihadiana lalina foana ny fanomezantsiny iray dia tena tsy mitombina foana foana, ary mendrika ny voavela heloka daholo na iza na iza.Saingy ny tena gravy dia ny tsy fahavitanao mamela ny eloka vitanao t@ tenanao.Dikan'zay dia tsy marina ny hoe nanitsakitsaka ahy i ranona na i ranona.

Ajouter un commentaire

1 + 13 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.