Vous êtes ici

Miarahaba tompoko,

Hita tamin'ny analyse natao fa tsy ampy sela fotsy ny zanako. Araka ny fahalalako dia misy antony maro no mahatonga azy: na ny taova mpamokatra azy io no tsy miasa tsara na ny anti corps no mihinana ireo sela fotsy ireo.

Vaka ny sainay satria dia mety hihombo haingana io aretina io ka ho ratsy satria tsy hanana fiarovan -tena instony izy. Matetika reraka ary toa azon-tsery foana. Malahelo aho amin'ny maha zanako azy.

Raha misy manana toro hevitra na efa nahita tranga toy izao dia irinay indrindra ny fitondrana am bavaka sy ny fifampizarana.

Misaotra tompoko

Ajouter un commentaire

2 + 14 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.