Vous êtes ici

Tokony manaiky araka ny teny nomeny n K25 fa ts hanakorotana sy hampivory olona rehefa mivaly n fifidianana! sady efa ita tam premier tour fa taraiky izy, koa nahoana mou am deuxieme tour ra taraiky iz d lazaina fa ts normal! ( tsis logika mits nareo ) ajanony n fanakorotanana saim-bahoaka! mahazaka resy de afaka dimy taona indray milatsaka ! aleo ny mponina ilamina! raha sanatria misy korontana eo ts ianareo no ory fa n vahoaka ts manana fahefamividy ! aok'izay ilay fitiavana pouvoir à n'importe quel prix!

Par : paik
Ts manaja tena fa zatra tsy
Ts manaja tena fa zatra tsy maintsy mandresy n k25
Par : kotolah
Tsy fanajana n safidim
Tsy fanajana n safidim-bahoaka no anton'izao rehetra izao
Par : Ketrakaa
Tena mahakivy mihitsy ny
Tena mahakivy mihitsy ny fomba fisainan'ny dadakely a!
Par : kalie
mila mihaino kosa a, niteny
mila mihaino kosa a, niteny izy fa hanaiky zay lany eo raha ara dalana tsara ny fifidianana , or nahitana anomalie betsaka tao , zony zany ny mitaky hoe aleo jerena le zavatra tsy nety de eo am zay vao hita hoe tena lany ara dalana tokoa ve rajoelina , nefa fahitana azy ty toa nangala - bato ty izy , de ahoana fotsiny no hanaiky lembenana fotsiny eo . Aleo zay ara dalana foana fotsiny no arahina e !
Par : zao fotsiny
efa hatr@ fikarakarana ny
efa hatr@ fikarakarana ny fifidianana dia efa hita fa feno hosoka sy tsy ara-dalàna.Efa nisy ireo nahita sy nitaky ny hanafoanana ny fifidianana. Naninona ingahy Ravalo no tsy nanaraka izany fa nanaiky ny nanaovana ny fifidianana? Efa vita ve ny lalao vo hoe nisy namely e, nisy penalty tsy notsoina e, nisy hors-jeu e.Nefa ny arbitre efa tsy htisoka sifflet intsony. Dia io tsy mety miala eo ambony terrain io. tara loatra angamba.

Ajouter un commentaire

7 + 12 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.