Vous êtes ici

Itako anisany mampisy disadisa eo am mpivady ny tsy firarahiana havam-bady, hoy ny malagasy oe raha manambady ianao dia manambady ilay havan'ny vadinao rehetra ihany koa, izany hoe mila présent sy mandray andraikitra fa tsy manao tsidi-pahatra fotsiny! Otranah zao mahatsapa mihitsy fa ny tsy firarahian'ny vadiko ny fianakaviako dia lazainy fa tsy tia azy avokoa ny havako ary maniry ny hamingana azy, mahasorena sady mahasosotra ny maheno ny zavatra tahaka izany! Amiko, tsara raha atao toy ny fitia mifamaly ny famangiana havana sy ny fikarakarana azy. Mitovy hevitra amiko ve ianareo?

Par : Bera Pôlisy
Alohan'ny hitsaràna ny
Alohan'ny hitsaràna ny toetran'ny vadinao, na ny eritreritrao dia tsara fantarina aloha ny lazainao fa tsy firaharahan'ny vadinao ny havanao. @ lafiny inona ? rehefa inona ? ... Miankina @ izany mantsy ny eritreritry ny tsirairay sy ny fandraisany ny fitsaranao.
Par : tsotso
Aiza kos a Oe:raha manambady
Aiza kos a Oe:raha manambady ianao dia manambady ilay havan'ny vadinao rehetra:raha kotin'ny vadinao zany le manjakely @ havanao de d'ACCORD ve ianao satria vadiny daholo zareo,sa azony itaingenana daholo ko????Tsy marina izany misy kos fomba fiteny gasy zay Oe:Hava-tiana tsy iaraha monina,ny dikany de tsy de tsara le mifampitetapetaka @ havambady zany e!Ao ny Oe:asio kely any aloh valy e! .....snsny adidy indray zah mahita fa tokony hatao fa tsy le mifampipetapetaka oa tsy Poins a!aleo milamin ,tsy maintsy ianao ihany nge no miantoka ny rehetra a!En fin je suis ENTIEREMENT CONTRE. desolé
Par : Bera Pôlisy
Hoy ny fahendren'ny Ntaolo
Hoy ny fahendren'ny Ntaolo malagasy : - Ny hava-tiana tsy iaraha-monina - Aza mateti-pihavy toa sotrokely Ireo dia manambara fa misy fetrany ihany ny fifampikosehana eo @ mpianakavy. Raha toa tafasondrotra eo @ fiainana ianareo 2, moa ve ireo havana mba mijery izany amim-pahendrena fa tsy hanataka fotsiny ? Mety hatahotra ny vadinao sao be dia be ny "dinta " (sangsue) eo @ fianakam's.... Asa aloha.... enga anie ka tsy ho izay...
Par : yedidia
za alo mahita fa sao tokony
za alo mahita fa sao tokony fakafakana s dinihana tsara n lazain'ny vadinao, sao kosa manao toetra ts zaka aminy n fianakavinao, fa aza tonga d mitsara b fahatany oe tsy miraraha ny fianakavianao. Vadinao azy no tokony atokisanao volohany. Ka mba diniho ihany.
Par : KLÔTY
zavatra niainako ty a:
zavatra niainako ty a: niara niaina t@ havambadiko za : niray trano zay sy ny fianakavinam badiko , nifampikasoka tsy nisy rohirohy tokoa. samy nanana ny tranony taty aoriana noho ny asa ary samy nanana ny fiainany nefa tena mbola nifandray tsara ! nanampy an ireo havambadiko araka ze kely vitako za ka vô maika nampifamatotra sy ts nampisalasala n rehetra tamiko zany. teo indrindra nefa n olana fa ilay rahavavimbadiko zay nifanerasera betsaka tamiko de somary nanana fomba fijery hafa tamiko . ao ny oe ndao ho any @ ry zareo refa week end : tonga tany aminay de nisy n tsikitsiky sy fijery angalangalarina ary somary mitokatokana ref miresaka . naazo fiara zay de mba aterinay ry zareo refa hody , indray andro nefa za s le rahavavimbadiko iany no tafaraka fiara fa oe teo @ terminus ana taxi be iany izy no aterina : refa tonga teny nefa de ts napoizina fa za mananihany ôtran ny maazatra no norohany teo @ molotro tampoka.nijanona teo fotsiny aloha ny t@ iny fa samy nody naka saina. lasa nifandefa sms tsikelikely teo d niresaka ... nifanao fotoana ny farany d niaraka indray andro tontolo : fantatrareo ny nataonay tany ! zao d maka congé de refa samy manina de mihaona miafina indraindray .... asakasakareo aloha fa ny havambady manahirana ihany refa hifampikasohana an !
Par : Bera Pôlisy
Oh ry KLôTY a...
Oh ry KLôTY a... Ny an'Ingahy toa resaka kilaotin'ny olona tsy mifitra. .. Toa matory misarondoha mangery Ingahy. Fahotana mahafaty na sacrilège hoy ny catholique no ataon'Ingahy. .. Miovà fo...
Par : KLÔTY
raha miaraka zao ny KLÔTY sy
raha miaraka zao ny KLÔTY sy BERA POLISY de lasa PIKLETABOSIRY
Par : MISAA
efa tsy rariny ndray nen
efa tsy rariny ndray nen Klôty ! fa na zany aza ny tiko anontanina oe : nga reny havamabady reny ko mila karakaraina fa tsy mahavita tena e ? sa ve lolohavina an tampin doha ? nga mo io tsy tokantrano de any ivelany daolo ny ambiny ? ny mpivady s n ankizy iany no tokony atao tsara fa amiko ze havana any sosoa maraina : misy tsara tsy misy tsara
Par : LIVASOA
zao no mba fandraisananjarako
zao no mba fandraisananjarako : tena nanao izay mba vitako sy tratrako aho tany @ havambadiko : nifanome tanana , nifanoro hevitra , nanotrona azy mianakavy t@ izay adidy ratsy na tsara rehetra saingy tratrako tampoka fa hay fosain-dry zareo sy ataony fihomehezana aho rehefa miodina kely .tena tsy parfait sy tonga lafatra aloha aho fa izay tratran aiko ihany no nataoko t@ ndry zareo. nanomboka teo dia nihidy tamin dry zareo ny foko ! angamba misy kosa anefa aloha ny havana tsara sy ratsy

Ajouter un commentaire

3 + 4 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.