Vous êtes ici

Lehilahy manambady sy lazain'ny olona fa manaja vady hono izahoNy mahagaga dia refa misy namana miantso aho ny hariva,izay marihiko fa tsy matetika dia tsy mahazo mivoaka hoy madamo fa efa alina. Sady ampiany fa anisany zavatra tsy tiany indrindra izany.Misy fotona moa mba tena te hiaraka amin'ny akama ka manao di-doha mivoaka fa tena ranomaso tsy ranomaso ary tena bongo maso mandritra ny herinandro.Lay mahita azy mijaly mampalahelo ahy nefa za koa toa mahatsapa oe migadra izany raha tsy afaka mivoaka miaraka amin'ny akama mihintsyAveriko indray fa tsy hoe matetika izany fa in-1 madeha isam-bolana ohatra Mba misy namako miaina an'izany koa ve ato

Ajouter un commentaire

1 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.