Vous êtes ici

Miarahaba anareoVehivavy no manoratraEfa maro ny olana eo am tokatranoko saingy niaritra fona aho ary niezaka nitady vahaolana.Ny vadiko moa dia efa ela no nanitsakitsaka ny tokatrano ary lazainy fa ny tsy fahampiampitiavana ao atrano no mahatonga azy itady any an kafa. Anisan'ny notakiany koa ny mbola hiteraka, ary rehefa nandeha ny fotoana dia nipetraka tokoa ny zaza. Noho ny olana misy ady lava ao atrano dia tsy matetika ny RS, saingy kosa nipetraka ny zaza aveo ka laviny fa tsy zanany satria hono zara raha manao ao atrano ka aona no inoany an'io hoe zanany.Omeo porofo hono ary mandroaka mitsy ary izy ny andehanako refa misy ny ady.Inona no ataonareo raha eo aminny toerako, marihiko fa tsy manitsakitsaka kosa aho ary matoa aho mijanona eo dia satria izy irery no lehilahy miaraka amiko.Misaotra anareo

Ajouter un commentaire

1 + 4 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.