Vous êtes ici

Tsy manana tantara fa fanontaniana no manitikitika, Efa manambady ho roa taona aho izao , vhv no manoratra, efa niteraka iray , hatramin'izay moa dia natoky ny vadiko foana aho , ny olana dia izy io tsy mba mitantara ny fiainany any ivelan'ny tokantrano mihitsy, ary remarkeko fa mahana foana izy isaky ny misy miantso amin'ny telefonina , lasa mapano-tany tena oe mapirafy ary izy ve sa manao afera maloto any ivelany any! Mila fanampiana amze antony mahatonga io comportement any io o! Misaotra e

Par : Laif
Amiko manokana dia tsy fanao
Amiko manokana dia tsy fanao loatra aminay lehilahy ilay fanontaniana be loatra,fa ny hevitra atoroko anao an! Avadiho indray ny pejy,tambatambazo izy,aza miseho ho mivaky loha be loatra aminy ianao,fa ao aoriana kely ao dia izy indray no hitantara

Pages

Ajouter un commentaire

10 + 3 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.