Vous êtes ici

Ts haiko hoe inona ny antony fa ny vadiko rehefa mamo de mila vaniny amiko foana. (Izy moa nisy fotoana tena nampirafy ahy ampahibemaso ary korontana lava ny tokatranonay tamzany sady izy diso indray no nikasitanana de tamzany no nialan'ny fitiavako tanteraka taminy fa tsy afaka nisaraka taminy aho satria tsy tiako hikorotana ny fiainanjanako), fa amzao zany le toetrany refa mamo no mitady hakaleo ana, izy tsy rarahako intsony na hody na tsy hody na hody am firy alina na am firy maraina tsy problemako tsony satria za tsy tia azy fa le hamamoana rehefa mody mihintsy no tsy mahatamana ka. Mba mizara fotsiny fa ra misy conseils dia raisina ko nefa. Merci

Par : Nah
Tiavo fona izy fa mbola
Tiavo fona izy fa mbola vadinao
fiber_manual_record Ramix85
Dernière visite: Il y a 4 months 1 week
A rejoint: avril 24, 2019
Miatraika aminao ihany ny
Miatraika aminao ihany ny farany ilay tsy mivaky loha, na dia mafy saina aza, misy ady mangatsiaka tsy mbola vaky ao, miandry izay hipoahan'ny fotsiny, na dia tsy mbola izao aza, Matetika isika mijanona sy miaritra satria hoe misy zanaka, nefa eo indrindra no mila mitsikaraka tsara hoe manakory ny ahafahana mamaha ny olana?
Par : za foana
merci
merci
Par : tsy mitovy
raha ny fijeriko azy dia
raha ny fijeriko azy dia fomba iray entinao hanafenana amin'ny tenanao fotsiny ny filazana fa tsy tia azy tsony ianao no sady tsy miraharaha izay ataony. Matoa ianao tsy misaraka aminy dia tsy dia nohon'ny ankizy ihany fa tena mbola misy fitiavana ihany ao fa ianao tsy te-hanaiky an'izay satria efa nijaly sy niaritra be tamin'ny nataony anao, izany hoe te-hampiseho ianao fa manana hampom-po. Rehefa ela anefa dia tsy maintsy miseho ihany ny tsy fahazakanao an'izay fiaretanao izay ka mahatonga anao mitaraina. Ny tsy firaharahinao azy io anefa no vao maika mampitombo ny fisotroana sy ny fanohizany ny ditrany. RAha samy hiaritra ihany nahoana raha miaritra "pour de bonnes causes": ho an'ny zanakao sy ho an'ny tokantranonareo (fiovan'ny vadinao)

Ajouter un commentaire

9 + 7 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.