Vous êtes ici

miarahaba antsika rehetra ato o,
ny vady mamo mamoaka ny ao am-pony ve ry zareo azo henoina? tena marina ve ny zavatra lazainy sa etin'ilay toaka fotsiny dia miteniteny foana.
Ilay vadiko manko rehefa mamo dia manao tora-po be ary miteniteny foana sy mandrangitra ary manompa mihitsy aza. Rehefa tsy mamo anefa tsy miteny.
Misaotra anareo rehetra.

Par : FARA
Izy ary tsy tompon ny tenany
Izy ary tsy tompon ny tenany ko !
Par : golda
Miankina @ le zaavtra sotroin
Miankina @ le zaavtra sotroin io.
Par : vazaha
henjana zany.
henjana zany.
Par : Anonyme
La verité se trouve au fond
La verité se trouve au fond du verre hoy ny vozaha mahay azy zay. Ny ao ampo miloaka r'ise izany a.
fiber_manual_record Toky
Dernière visite: Il y a 8 months 1 jour
A rejoint: octobre 26, 2018
Miteny n marina n akamaroany
Miteny n marina n akamaroany ary rehefa mifoha d mlaza f tsis tadidy satria menatra
fiber_manual_record Minou
Dernière visite: Il y a 8 months 1 jour
A rejoint: octobre 29, 2018
La boisson revele des verités
La boisson revele des verités enfouis ainsi qu'un mal etre ressenti
fiber_manual_record Minotia
Dernière visite: Il y a 8 months 1 jour
A rejoint: octobre 30, 2018
Certaines vérités ne se
Certaines vérités ne se disent que sous l'effet de l'alcool
fiber_manual_record Anselme
Dernière visite: Il y a 8 months 1 jour
A rejoint: octobre 26, 2018
Tena zany mihitsy! sady
Tena zany mihitsy! sady miseho bokona refa dozidozy kely

Ajouter un commentaire

12 + 8 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.