Vous êtes ici

Situation tena sarotra iainana no manjo ahy amin'izao fotoana izao noho ny ataonle vadiko, lehilahy ilay manoratra. Itako niova toetra be le vadiko atramzay niteraanay n zanakay faharoa izay, tena ts azo ifandaharana intsony fa izay tiany iany no atao sy tontosaina ao antrano, rehefa manda aho no ny antony izay heveriko fa tsy tokony anarahana an'ilay heviny dia mandraiky marary mihitsy izy , ary rehefa misy fivoriana miaraka amin'ny fianakaviana ireny dia arahiny maso avokoa ny zavatra ataonao rehetra. Tena mahasorena be ilay izy fa mba omeo vahaolana e!

Par : jama
Ny vadinao kosa angamba te
Ny vadinao kosa angamba te ampiseo fa ny tokantranony no tsara sy modely eo imason'ny fianakaviana, na dia izany aza ianao no lahy ka anao no manitsy azy, na ho tezitra ary izy, ataovy tsapany fa ianao no loham-pianakaviana . Rehefa ataonao foana io tsy maintsy milefy eo iany io .
Par : Kool
Le vady diso te icontrole lou
Le vady diso te icontrole lou tena tsy mlay a! Elah ve zan d tsy mba hanao ze mahafalifaly anlah mitsy amle fiainana
Par : Huguette
Tsy tsara ho an'ny fiainan
Tsy tsara ho an'ny fiainan-tokantrano raha ny sitrapon'ny olona iray foana no arahina, lasa tsy mahazo aina ao anatin'ny tokantrano ny iray, ary mety itarika amin'ny fanaovana zavatra kitoatoa mihitsy izany
Par : Bera Pôlisy
T@ fahatanoranay dia nisy
T@ fahatanoranay dia nisy seminera hoe "Vonjeo ny Fianakaviana". Tsy fantatro raha mbola misy izy io fa Ingahy Ratovohery Eddy, fantatra @ hoe Zoky Eddy no nanao azy. Raha misy dia tena tsara hoe ny mpivady no manatrika azy. Voalaza soa aman-tsara ao anatin'io seminera io ny toetrambadinao, izay toetran'ny vehivavy rehetra natoraly. Saingy mila ovaina rehefa mametraka ny fiainana @ Tompo. Izay no mahatonga ny hoe : Ianareo vehivavy, maneke ny vadinareo. Ny Antony dia satria efa natioraly @ vehivavy ny te-hi-domine, ary isika lehilahy indray vetivety dia tsy mampiseho fitiavana @ vehivavy. Manao lozabe indraindray. Izay no mahatonga ny hoe : Ianareo lehilahy, tiava ny vadinareo... Tsy misy afa-tsy ny fifandresen-dahatra fa tokony hankinina @ Andriamanitra ny tokantrano no vahaolana amin'io. Tokony i Kristy no lohan'ny tokantrano. Ny vehivavy toy ny mpanolotsaina, fa ny lehilahy no tompon'ny teny farany. Am-pitiavana anefa fa tsy hoe izay tiany atao ihany no apetraka. Izay ilay ilàna ilay mpanolotsaina. Mirary soa sady mahereza...
Par : Taitra
Le vehivavy mintsy nge
Le vehivavy mintsy nge draindray no tena hoe te haneno e!! Nenay zany tena ze tsy mifanandrify amin'ny eritreriny avy de lava molotra mahazaka inona reny ranga!! Tsisy ekeny ny zavatra ataonao sy lazainao aminy fa nenazy ihany!! tena tafijoboka mintsy leaza!!
Par : tsotso
Aiza reo vehivavy no tsy mba
Aiza reo vehivavy no tsy mba mamaly mba mora hahalalana ny antony mahatonga azy manao ani'io e!!!!!Inona marina no tena tadiavin'ny vehivavy e????Mba hahafahany manaiky any vadiny fa zao nge le olana e:Raha misy tsy fahavita ny lahy Adidy aman'andraikitra noho ny sakana ataonareo de ny lehilahy foana no cible fa tsy mahavita azy,Inona no tena olana hitanareo vehivavy???Ekeo izy fa izay no fantany mba tsy hahafabaraka azy eo imason'olona @ maha lehilahy azy:mba hahafahany maneho fa Izy no lehilahy mahavita azy,aza sakanana na contre-na izy.
Par : Zah
Ny ankamaroan'ny vehivavy
Ny ankamaroan'ny vehivavy mihitsy no manao an'izany: aminy ianao dia fananana! azy! kilalaony ka ze tiany anaoavana anao! izy no vehivavy ka tsy maintsy manaraka izay sitrapony sy caprice-ny ianao! Felaho indray mandeha mafimafy amle tsy zakany iny fa zah miteny aminao fa tonga io de mpetraka maka ny place sahaza azy! fa tsy miavoavo tsony. fa raha mbola tambitamby no ataonao an'io lany bôrna ao ny tsokanao!
Par : kool
D tena tsy maintsy felaka
D tena tsy maintsy felaka mihitsy ve vo ho tonga saina izany le! Nefa hoe tsy fomba ny mikasi-tanana vehivavy!
Par : anatii
za vhv fa zao, marna fa tsy
za vhv fa zao, marna fa tsy mety en general reo toetra retra tatarainao ataon'ny vadinao reo, fa na zany aza za te iteny aho hoe bdb ny mety ho antony dia tena mila jerena tsara ra tena itady vahaolana, satria misy part avy am 2 tonta io ny tena marina. Ny vhv dia maro sahanina, surtout efa mitombo ny zanakareo dia mety hoe lasa sahirana bb koko izy, mety miandry fanampiana avy amnao izy ohatra am zvtra ao antrano fa tsy mahita, enao mety tsy mahatsapa fa amny mety mi impacter azy. jereo koa sao mihena ny communication entre anareo, fa mety hoe zay koa miteraka anle manque de confiance, lasa misy fanahiana ao amny hoe tsy dia disponible firy ho azy enao, nefa ny antony dé satria izy occupé bb koko any am zaza. dia manao cercle vicieux eo le izy. Ianao ko mety mahita azy hoe occupé any am zaza dia mety tsy tandritandrinao akory hoe lasa tsy dia manome fitiavana firy intsony, tsy voatery ho fanahy iniana io fa vokatry le rythme ny fiainana iainana, nefa tena mila amboarina fa za mba anisan'ny efa niaina otraotran'zany ihany koa. Rehefa tsy ampy ny communication dé lasa samy mieritreritra sy mi juger ny iray any antsainy sy any ampony any ftsny, dé otran hoe marina toko iny eritreritra iny, dé lasa mi agir selon an'iny en conséquences. azoko be io zvtra tantarainao io! Izy koa de son coté mety lasa nis toetra ratsy nitsiry vokatry ny stress, na io manque de confiance io, dé lasa mandratra anao leizy. Ary ny loza dia mikiky tsikelikely io dia manimba anle tokantrano, lasa samy mahazo laka le toetra ratsy. Ankoatr'zay dé tena marina le oe mila an'i jesosy ny tokatrano fa ra tsy zany tena tsy afaka mintsy, ny devoly tena mitady handrava foana, zay no antom pisiany ka ra mbola azo atao dia aza omena lalana izy e! mahereza dé aza kivy fa il faut se battre, tu vas y arriver !
Par : tsotso
za aloha mahita fa misy
za aloha mahita fa misy marina ihany ny an'i "Zah"io a!misy bandy zay tena manao an'io ,ny vadiny le bevava be ireny fa in2 na 3 isa taona no felahana mafy a!fa tambitambezany rehefa avy eo a!fa manaja azy a!fa ze teneny daholo de eken'ilay sipa fa raha Olona hafa fa anaovany vava tsy vava,fatsy miteny aho hoe Felaho ny vadiny lisany fa zavatra tsy aritra ihany iny no mba tantaraina eto,fa mety tsy mandaitra @ hafa a!fa sao gadra eo a!

Pages

Ajouter un commentaire

11 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.