Vous êtes ici

vehivavy manoratra7 taona nivadiana3 zanakay zan oe miterak isan-taona + 1 ambohokasamy miasa zay mivadyo r'ireto a, ref tsy miasa ny vadiko a, d vao miala am 6 maraina ao atrano za ande iasa d ny ivoahako ny trano no ela, f lasa koa izy, TSY AIKO OE MAKAIZA A 6h du matin misy manao otrizany v ny vadinareo?D zao koa, rehefa ao atrano izy an, d mseo mody mamaky baiboly fona, vo lasa miasa za ohatra na mande manao beaute d iny koa iz mvoka , ref mverina tampk za ef tsy eo iz MODY MAMO B FONA IZ MVERNA AVY ANYty no tena maagaga ahy, taloha manome vola ahy ze ilaina izy, f zao izy mtady fika tsy anomezana vola ahy , ref anotaniako izy oe FA HO AN IZA NO IASANAO ARY??? d oe ho an'ny famille ny hono!! nefa ny iray tampo aminy ef manambady daholo f ny dadany sisa no any, ef omenay fanapina isambolana, asainay mipetraka aty mainay f io vadiko io no tsy mety f manjary maita ny tsy mty ataony d menatra izy, dia ef sokirina b vao azo ny vola any aminy kkkkkkmba misy miaina toy izany v, ny ahy satriko iasa fona f le ao atrano ef tena fiarahamonina sisa e, misy miaina toy izany v? sa za iany?

Par : pain au choco
toro hevitra:<br /><br />-
toro hevitra:

- espionnéo

mody maka congé, dé mody reny andé iasa reny, dé rehefa mivoka izy, dé espionnéo oe ho aiza ary iaraka amin'iza?
Par : Njoun.
Conseil tena matotra be avy
Conseil tena matotra be avy aty amiko

Ovaovay ny leranao fa io tsy mety aminy, misy andrem-by mifampisintony ny leranareo raha vao @6 maraina

Ajouter un commentaire

13 + 2 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.