Vous êtes ici

Salam jiaby.
lehilahy lay manoratra ary 6 taona sy tapany nivadiana ary mananjanaka 2 izahay.
Ety amboalohany dia misaotra sahady anizay hamaly sy hanome sosokevitra fa raisina avokoa.
Ny olako dia tena pudique Madama h@ zao raha atao bango tokana, efa fanatratr ihany iz io ref niarak t@ voalohany ary efa vita resaka ka hoe hiezak hiala @zan iz, nampiako tena foana mo ary nanana patience be mits ny tenako.
Ankehitriny, niova ny fijeriko satria araka nolazaiko teo ef zaza 2 sy taona maromaro nivadiana nef mbola ts niova ihany, niova herinandro na roa teo dia niverina indray, raha ts izaho no mangataka hanao dia ts taitra koa izy...
Lasa eritreritra be ny tena @ maha olona oe voky any ankafa ve sa aon marina, rehefa eo ampanaovana dia izay tiko ihany no atao fa iz anontanina oe aon ny mba tiandry d mety daholo ny valiny hany ka lasa otran film mahazatr lay iz faran mo za koa manomboka leo anilay situation, niandrasako tsar t@ ty volana avril ty fa miosy anizan oe 3 semaine ts misy inon nef ts miady an, nangatahako tampoka t@ herianndro d regle hono d za ko ts ni insiste satria fahasalaman
tena ts itako ntsony zay atao ary lasa manomboka miresak @ olona haf sur site za, tsy zakako lay iz ary efa fantany, hiezaka hiezaka zao foana fa ts itako mits, misy ef tratra otra ahy ve ny leilahy namako ato d aon ny nataonareo ary raha vehivavy kosa ianao mamaky io d aon no ataonao raha niaina izan,
misaotra betsaka

Ajouter un commentaire

1 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.