Vous êtes ici

Salama, ny zavatra misy dia toy izao, efa nivady 10 taona izahay, mananjanaka telo mbola kely, ny vadiko dia fotsy varavarana sy tsy mba manao raharaha. Tsy mifoha maraina ary tsy manana eritreritra ny hiahy ny fiainanay. Leo azy aho. Te hisaraka mihitsy. Mba toroy hevitra

Par : Neny
salama e ! lhl sa vhv le
salama e ! lhl sa vhv le manoratra ô!
Par : andryiiii
lehilahy ny tenako manoratra.
lehilahy ny tenako manoratra.
Par : 14.04.2020
itoviazana io, tena
itoviazana io, tena mandreraka mints ny vehivavy manana fisainana oahatr'io teneninao io
Par : asa re
Nandinika kely mihintsy aho
Nandinika kely mihintsy aho fa asa ny vehivavy rehetra mintsy angamba no mety manana anio toetra io fa mety misy oe ambony kokoa noho ny an'ny sasany ny hakamoana. Ny tokatrano hono tsy ahahaka(!) fa za matetika dia toa mampitaha ny @ ny hafa! Fa ny zavatra itako dia manao raharaha ny vehivavy rehefa misy vahiny sy misy olona sns fa raha azony tsy atao io dia avelany eo. Za nisy fotoana dia tena leo mihintsy, navelako teo koa fa tena leo aho! samy mandeha samy mitady! Ny naha mety ny ahy aloha dia mboal tsy misy zaza zahay! Za no tsy mazaka ilay korotana be sy tsy fahadiovana dia iny aho fa manao. Izy rehefa MBA manao dia toa misy kafara majinika mandeha zany, toa misy Fahasorenena mandeha zany reefa MBA manao izy. Taloha anefa dia toa sipa manao rara tsara kosa izy ity, toa mba manao sakafo tsara kosa, fa tena misy fiovana io refa ao antokatrano e! Fa rehefa mandeha ny Fotoana dia tsapa a misy tsy mety ao antokatrano, alefa ny resaka dia erinandro iany dia miverina indray,alefa ny tambitamby fa eee. Leo aho ny farany. Rehefa nandinika aho dia iza moa no SOFERAN'ITY TOKATRANO ITY? Tsy IZAHO LEHILAHY VE? Nanomboka niresaka izahay ary nasina programme ny asa amanandraikitra rehetra ao antokatra, Tsy ankaterena fa nanova Fiainana mihintsy izahay, isakin'ny Asabotsy maraina,nao isika hiaraka hanadio trano, isakin'ny @ inona no manasa lamba..NASINA FANDAMINANA ny Fiainana,nasina emploi du temps na ny sakafo aza. Alamina araka ny programme @ asa fivelomana. Aza adino ny Programme mandeha MIARAKA mivavaka fa iny no tena Important indrindra. Rehefa miova ianao dia manaraka anao ny Vadinao. Tdidio fa ny hakamoana dia miteraka hakamoana. Aza misaraka zany fa TSY SOLUTION mihintsy izany raha mbola izany no olana. Mirary soa
Par : Andryiiii
misaotra aminy tolonkevitra
misaotra aminy tolonkevitra ry "asa re", fa saika hanontany anao za hoe, natao ahoana izany ny nampaharitra ilay fiovana satria, efa nataoko anie izany e, efa nosoratana ny menu par semaine, ny asa atao fa tsy nisy vokany azo tsapai-tanana. Izaho isaky ny tsy miasa dia miakrakara ny zaza sy ny sakafo, fa izy anie tena tsy manao mihitsy e. Lay mpanampy no maty raharaha sy miataiza rehefa tsu eo izaho. tena enjana be e.
Par : namana2
Izaho vhv mananjanaka 3,mbola
Izaho vhv mananjanaka 3,mbola amambolana ny farany,fa tsy nisy tamiko mihitsy io hakamoana io ,tsy nanana olona ianteherana koa mo rah tsy efa niandry andro n zazah 3 vao naka mpanampy satria somar nifanao kely aizana izy 2 farany. Niezaka nanao izay tratran heriko sy ny fotoana nananako ah nikarakarako n vad amanjanako,nefa koa n vadiko tena nanampi b tam fitaizaina s n fanadiovana trano. Rehefa nisy manampy vao mba nilamidam kely n fifohazako maraina s n fanasana lambanjaza maraina aloan andeanako iasa,na d misi mpanampy aza zay amzao ny fikarakarana n vady amanjanako ts d ianteherako mpanampy satria ana reo fa tsy anazy,ary ts voakarakarany ohatrany fikarakaranao az zany ny zanako. Ny tiako tenenina amintsika vhv d aza ianteherana olona ny fikarafakana n vady amanjanaka na d vhv miasa aza isika fa n attention kely ometsika azy n tena mba ankasitrahaniz reo,oanareo lhl manana vady kamo sy miantehitra am mpanampy kosa d mba mifampiresah tsara am vadinareo oe izy no maitresse de maison fa ts n mpanampy,rhefa misi zavatra tsy mety d izy bedesina fa aza avela ailiny an am panampy,raha n vitan mpanampy daolo n rehetra d izy zany n mendrika ho vady fa ts ilay vady kamovavy variana mijer tele s manaraka serie ftsn ao. courage nareo.
Par : Dizzyna
Tokony mpiasa no nalaina raha
Tokony mpiasa no nalaina raha hoe anao raha raha no ilaina lay olona. Lehilahy no manoratra

Ajouter un commentaire

2 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.