Vous êtes ici

Miarahaba antsika rehetra

vehivavy no manoratra. Efa 15 taona nivadina manan-janaka roa vavy! Classe de 2nd sy 4eme! Ny vadiko tsy miasa efa ho 5 taona izay. Izaho irery no mamelona anay mianakavy sady miantoka ny fianaran'ny ankizy. Izy mitady asa fa hoe mbola tsy mahita hatramin'izao. Matimati-kambo izay ilay vadiko ary mahay miresaka ery rehefa misy olona. Menatra aho rehefa sendra an'ireo mahalala ny situation anay, izy tena miseho mahay an'izao rehetra izao nefa asa ary tsy hitany nandritra ny 5 taona izay. Ny ankizy koa efa mia lehibe! Inona no ataoko fa tena reraka. Tsitako izay ho lazaina azy! toroy hevitra

Par : tatie doungy
mivavah ho azy fa tsy misy
mivavah ho azy fa tsy misy tsy vitan'ny vavaka!
Par : jusitina
asaivo manokatra entreprise
asaivo manokatra entreprise kely rehefa tsy te hiasa any ankafa ny vadinao, izy ve tsy afaka hivarobarotra na épicerie kely aza? Raha vonona ny hanampy anao izyd ia tsy hifidy asa izany fa matoa izy mbola afaka miteny hoe tsy tiany ilay asa dia mbola tsy sahirana nareo izany, rehefa tena sahirana tompoko dia na mangataka aza ataon'ny mahantra any Mada, ka nareo izany mbola tsy anatin'ilay hoe sahirana fa mbola afaka mifidy asa ny vadinao

Pages

Ajouter un commentaire

8 + 5 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.