Vous êtes ici

Salama daolo,Miasa tena le vadiko, quarantaine amzao.Taloha de hitako oe mahavelona tsara ny asany, amzao nefa itako oe misy ihany fa tsy toy ny taloha tsony, mazava ho azy ny fiainana iaraha-mahita mo koa efa misy zaza amzao. Efa aman-taonany aho mi-proposer solution ataoko oe faran zay minime azy oe ndana miverina mianatra, izy aloha de olona tsy de nahay tany am-pianarana, ary izy ko nefa misy fotoana malalaka bdb amzao, fa tsy avy izy ary indrindra ny tena mandreraka de sarotra tenenina. Izaho miasa fa tsy ho ampy anay velively ny karamako. Leo be za amle toe-tsainy tsy mba te hivôtra mitsy ary itako oe miady irery ihany aho ndraindray.

Ajouter un commentaire

14 + 4 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.