Vous êtes ici

Salama daholo, Zao ry zareo le olana a, nampirafy a ny vadiko. za tsy nahatratra fa olona no nahita sy ny tantara ary voaporofo satria azo sary zareo nampiaraka tam tômôbil-nay fza nanao mission. nisy fiatraikany be tamn fiainanay le zava-niseho de tapakevitrŕ fa hisaraka aminy de nateriko tany amin RAD-ny iz de tsy nety nisaraka nefa ko ts mba nifona sy miaiky ny zavatra nataony. Za nefa zao de tena tsis fitiavana azy tsony fa le zaza no tena mapalaelo ana, Inona no ataoko fa tena sahiran-tsaina tanterakŕ, tstia az tsony a nefa de vôtery miara-monina ato f'izy tshay ailika mints. Mande mivôka miaraka am akamŕ antsoiny isaky ny mihetsika sô oe manao sipa. Very hevitra tanteraka fa mba meo idée any e

Par : Mandiniha
"Fa ny fahasaro-piaro dia
"Fa ny fahasaro-piaro dia mampirehitra ny fahatezeran-dehilahy, Koa tsy hamindra fo izy amin'ny andro hamaliany. Tsy handray vola ho enti-manalady [Heb. avotra.] akory izy, Ary tsy hety, na dia omenao fanambatambazana be aza" Ohabolana_6:34-35 io voasoratra io ilay manjo anao, ny olana tsy naka ilay vady "sahaza" voatokana ho anao ianao ka tratran'nilay hoe : lasa nitady ny azy izy (tsy hay aloha na ilay voatokana ho azy koa ilay azo sary na mbola hiodina ela izy vao hahita, raha hahita azy io) Ny vahaolana ho anao? Mitadiava ilay "Teny Fiainana" amin'ny andro fahoriana fa Mpamonjy mora azo indrindra Izy eo amin'io fotoana io.

Ajouter un commentaire

1 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.