Vous êtes ici

Bandy no manoratra. Ahoana no anaovana ny vady mbola zaza saina sy tsy matotra no tsy mahalala n'in n'in mintsy momba ny fiainana ? Fa sady be ady loatra no saropiaro loatra ary manao fihetsika mahamenatra imason'olona sy manao zavatra tafahoatra rehefa miady ! Izy amin'io efa be taona !

Par : RC
Tena ny ahy koa otzany,
Tena ny ahy koa otzany, midongay an'ity sy ity. Nefa izy no mitanatana ny vola ary efa iaraha mahalala ny tsy fisiana nefa za ividiano anzao sy zao d rhf tsy mety ela d ady b ny tohiny. Rhf miady iny koa d ny zvt rht itarina sy mandaza any @ dada sy neniny ( izay marihiko fa efa tsy mankasitraka ny fiarahanay hatr@ zay), d lasa miditra @ resaka rht ao antrano.

Ajouter un commentaire

6 + 13 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.