Vous êtes ici

Mandreraka ana n vadiko fa diso saropiaro loatra! ze olona miresaka amiko rehetra d mampiahiahy azy avokoa, surtout raha vao vehivavy le izy! Tsy aiko oe iz le mitaiza zaza ao atrano fa tsy miasa ve no mahatonga izany! tahaka ny lasa méfiant be zan, mahita ny ratsy am olona rehetra! amnio tonga d savainy fona n telefon refa avy miasa a! tena ts azoko mihitsy ! lasa sorena be aminy ah d miafara am fifamaliana fona le izy ! mb toroy hevitra

Par : Ganados
tonga dia anontanio izy e! ny
tonga dia anontanio izy e! ny mahatonga fahasarota-piaro matetika dia mahana ny @ nataony taloha izy. Ny tiako holazaina dia tsotra, niodina be io vadinao io taloha dia manjary mahana izy. Za sur fa tsy vierge io no novadinao.
Par : kalie
Tsy manana fahatokisantena ny
Tsy manana fahatokisantena ny vadinao , mila anizay izy , asaivo manao sport na zavatra mahafinaritra azy izy de amizay tsy enao foana no ataony raharaha
Par : kakana
Tena ny tsy hanaovanao ny
Tena ny tsy hanaovanao ny adalana nataony taloha no mahatonga azy io saropiaro be

Ajouter un commentaire

5 + 6 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.