Vous êtes ici

Misy cousine-ko izay tena mijaly ampanam-badiana be : ary maty darok'ilay vadiny isak'izay mifamaly kely fotsiny , tena tsy azo ifampiresahana ilay lehilahy Marina fa sarotra ny hiditra ny adin'ny mpivady fa hitako hoe efa tena trop lotra ny ataon'ilay lehilahy , mila ho isan-kerinandro dia voavono foana ilay cousine-ko , ny mpiara-monina aminy efa mahafantatra daholo io situation io, ny any ampiasany dia gaga fotsiny am tarehiny mangana be foana.Niteraka 03 zareo , samy miasa , tsy sahy mandeha ilay vhv satria mety hoe haharaotin'ilay lhl hoe ambandon de foyer no nataony ,sady efa norahonanay hoe tsy tafaverina ao an-trano intsony izy vo mivoka eo , fa hoe rehefa mande dia tsy mahazo mitondra afa tsy ny akanjony ihany , ny ankizy tsy misy mahazo mandeha , miseho mahafantatra olona ambony mantsy io lhll io , tsy sahy mitory koa anefa noho izany , na dia manana porofo aza : sary+certficat medicale.Matahotra koa izy ny hampiditra divorce , satria efa norahonany fa misy maty ao an-trano vo misy izany.Izaho avy no very hevitra nefa malahelo azy , inona no tokony ataony ?

Par : Anonyme
Na miazoazo eo dia miharitra
Na miazoazo eo dia miharitra satria efa dominée tanteraka (mi-subir) . Ny tahotra tsy mahatonga aiza. Na mandray decision de miady @ action atao. Fa raha hanao action dia mila mazan-doha tsara tsy migoragora sy mitana ny hevitra hatramin'ny farany satria ny miverina an-dalana tsy ho possible an. Mila preparer-na tsara daholo izany ny rehetra...

Ajouter un commentaire

1 + 5 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.