Vous êtes ici

Inona reto no atao amin'reny vehivavy sady kamo no mbola mikitakita ny ankizy reny?Le vadiko tena sady kamo vel raha vao mahita fotoana kely de eo ambony fandrina mjery télé. Aveo raha sendra mba manao zavatra kely tsy mifanaraka amin sainy ilay zaza de kitakita mahatsiravina.tena tsy mampite hody any antrano tsony mihitsy. Ny sakafo sady tsy voaaramaso, ny trano feno vovoka sady mikorontana, aveo ndray rehefa mba te hakahaka aina iny enao de olona mikitakita fona no henonao.Efa notenenina fa eh eh... ny ataony ihany no ataony. Resahana tsotra fa eh eh. Tena nanenina be zany ah nanambady azy. Miandry ze aha lehibebe ny ankizy fotsiny de aleo miala aloha raha ny solution itako hetreto fa le olona kamo tena mankarary saina be zany.

Ajouter un commentaire

4 + 3 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.