Vous êtes ici

Kizitinjitina lava.Mimenomenona foana.Izay ataonao dia hitabatabany foana.Ohatra: miditra ny trnao ianao dia misy faritry ny kiraro ny gorodona dia mivazavaza be hoe izy hono avy nanadio gorodona ... mba misaina hono ..Manamboatra ny crudité entiko miasa za dia mbola tsy vita akory dia mitabataba be hoe ny fakoko hono arivo fa iza hono no andrasany hanary an'io eo .. kanefa za aza mbola eo ampikenokenonana ohatra hafa: ny kiraroko maka sisiny @ trano hono manakorontana trano fa esory teo.Mividy mofo: dia mivazavaza be izy hoe : tokony mofo tsotra no vidiana fa za ve hono tsy misaina mihitsy .Bref ... leo be aho Tsy dia vaha-olana loatra ilay miresaka ngamba fa tokony ho takatry ny sainy hoe mankaleo be izy.Za bandy sady bogosy no be sosy no hendry be ...

Ajouter un commentaire

10 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.