Vous êtes ici

Mba gaga ihany ny tenanay fa maninona aza ireto vehivavy iretoVao lasa ny vadiny dia lasa mitakoritsika sy mitsitokotoko mitantara ny fiainan-tokan-tranony, mifosa havam-bady sy ireo izay mahalikiliky azy.Rehefa omena fahefana ny hoe andeha iasa dia manitsaka ny vadiny no maha-may azy, mampirafy tsy roa aman-tany.Efa voahozona ve?

Par : Tena vhv
Inn no maagaga anao am zany,
Inn no maagaga anao am zany, fa ny tena matsiravin, marikoriko de ny mahita lhl manao an reo lazainao i reo Mbola ambany noho n'y pd, sady tena mihabetsaka @ zao an, tssssss Zany no atao œ vhv, ka ahoana. ...
fiber_manual_record Toky
Dernière visite: Il y a 8 months 3 days
A rejoint: octobre 26, 2018
Tena mapalahelo ny zava-misy
Tena mapalahelo ny zava-misy ankehitriny

Ajouter un commentaire

3 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.