Vous êtes ici

Za tena mba mitsiriritra anareo vhv miasa sady épanouie tsara reo. Nareo manana carričre tsara sady professionnellement accomplie. Asa ngamba lé izy tsy ananako dé mieritreritra ah oe refa épanouie tsara ny vhv @ asany dia manaraka ho azy ny zvt rht na ny resaka tokantrano na ny fitiavana satria any ampésana no andanina ny akabetsahany fotona.

Par : Tena vhv
Ny équilibre no ahazoana
Ny équilibre no ahazoana épanouissement, fotoana ho anao, ho an zanakao, ho an vadinao, Refa ao tsara ianao@ tanjonao de tsy lany andro mitsiriritra fa occupée manatratra an in y, oh œ, inn lou priorité , ny fianaran ankizy ve? Tadidio fa mila FITIAVANA beeeeeee avy @ nao ny zanakao. Tsy voavidy vola io! Refa alaminao oh œ raha kely ny ankizy, de zany lou, avy eo, afaka manao carrière pro enao Raha tsisy zaza, miasa lou, carrière, de manaraka n'y papouse Ianao i hany no maitre n'y fiainanao
Par : barbie
manao temoignage eto ny
manao temoignage eto ny tenako. vhv no manoratra. femme au foyer nadritran'ny 10taona ny tenako taloha. nitaiza sns tena nahatsapa fa tena sahalany fako mht ny tenako na ny fijeriny hafa amiko aza tena sahalany ireny tsisy dikany ireny. tsisy epanoissement mht na kl aza fa de mitsiriritra ny olona miasa sns. Leo aho ny farany ka aleoko niverina nianatra de zao miasa! ny zaza efa lhb daholo efa mahavita tena daholo. mahatsapa mht hoe ilaina sy mahafinaritra ny miasa mifanerasera amin'olona hafa sns.

Ajouter un commentaire

3 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.