Vous êtes ici

Lehilahy za no manoratra
Tratrako tanaty messagerie vocale ny vadiko fa nampirafy ahy izy
Marihiko fa mahita fika elana ao an-trano foana izy isakin'ny asabotsy ary efa nisy fotoana nidécouche
Inona no tokony ataoko
Misaotra @ valiny

Par : kalie
enao ihany no mahavaly azy ,
enao ihany no mahavaly azy , satria enao no miaina le izy fa tsy ny olona eto , torohevitra fotsiny no eto , samihafa manko ny reaction ny tsirairay ,ary misy mazaka misy tsy mahazaka , de aleo samy hizaka fotsiny ny vokany eny , mahereza fa ny azoko lazaina fotsiny de ny hoe ataovy zay mahasambatra ,
Par : soso
option 3 no mety azo atao f
option 3 no mety azo atao f anao fona n fanapahakevitra farany,ny voalohany mifapiresaha oe inon no antony d amzai ftn zai omeo avertissement iz ka ra bol mis n manarak d aleo mifapitsodrano,ny faharoa soit mapirafy koa enw d samy afaka ar ny fahatelo tonga d isarahan satria manitsakitsak tokatrano.courage
Par : Zakoa
Efa 1 taona latsaka kely izay
Efa 1 taona latsaka kely izay no niala tsy natory ato amin'ny efitranonay intsony ramatoa vadiko fa any amin'ny ankizy. Ato antrano koa dia tsisy mifampiresaka fa mifampimonjomonjo, na manontany zavatra azy aho dia tsy mamaly izy. Matoa izy miteny dia hanangana ady izay.Tsy vitako intsony lay tsisy RS herintaona fa aleoko misaraka.Azo atao motif ve izany? Izaho lazainy fa misy vehivavy miaraka amiko nefa ny hasarotampiarony fa zaho aza mijaly tsisy RS herintaona
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 13 heures 52 min
A rejoint: juin 19, 2018
Tsy misy afa-tsy ny miresaka
Tsy misy afa-tsy ny miresaka ihany aloha raha mbola samy te hiara-monina e ! Avy eo miara-miezaka manarina izay tsy nety.
Par : Bera Pôlisy
Mafy be Ingahy !!!
Mafy be Ingahy !!!
Par : TenyFolo
Ho an'ny lehilahy tsy té ho
Ho an'ny lehilahy tsy té ho tratran'ny fampirafesan'ny vehivavy, dia mila mahay mijery ny famantàrana maha-destinée ilay vehivavy, fa rehefa tsy natokana ho anao/(sahaza anao) ny vehivavy iray, na inona na inona ataonao, tsy maintsy mitady ny toerana nakàna azy ilay taolan-tehezan'olona.
Par : anonyme
TenyFolo> Tena mahafinaritra
TenyFolo> Tena mahafinaritra ahy manokana ny fomba fijerinao. Io resaka taolantehezana io no tena mila ampianarina ny tanora. Rehefa miverina amin'ilay lehilahy ilay taolana nalaina taminy dia milamina hoazy ary tsy misy mitady ny hangalapinana. Maro ny olona no tsy mino fa misy ny vady sahaza. Lasa otran formalité sisa léizy. Dia mifanome tsiny ref maita ilay tena taolantehezany ilay iray satria mifanintona automatiquement ireo. Rehefa avec la bonne personne mandeh oazy ny fiainana, fa ny mahavoa antsika dia miraprarpa lotra oe stable sy be taona dia mila manambady. (Tompona sujet> Tsofy rano izy raha te andeha, asaivo mitsotra dia mifandamina raha tsy te hijaly ianao)
Par : Voa koa
Efa niainako io fa tena
Efa niainako io fa tena sarotra ny fiantrehana azy indrindra raha misy Zaza.Hijanona enao tsy zaka ,handeha le ankizy no mampalahelo.Raha afaka mifampiresaka ianareo dia anotanio izy hoe inona no antony nahatonga azy nijangajanga dia miankina amin'izay valiteniny eo no handraisana fanapahankevitra hoe inona no tokony hatao.Raha antony avy any aminao dia diniho ny fahamarinany,raha fanapahan-kevitra ny hiodina fotsiny tsy misy antony avy any aminy dia anjaranao no mandinika izay mety aminao.Mahereza fa tena enjana ary misy fiantraikany amin'ny fahasalamana mihitsy io.Na izany aza ataovy ambony foana ny mahasoa ny ankizy amin'izay fanapahankevitra ho raisina
Par : anonyme
Rehefa tsy mifanaraka afaka
Rehefa tsy mifanaraka afaka mifampitsodrano, fa na zany aza mfapresaha fona loh, ze decision rehetra raisina dia raisina am fo madio fa tsy arahina romoromo na valifaty
fiber_manual_record Felantsoa
Dernière visite: Il y a 1 jour 10 heures
A rejoint: août 1, 2018
Courage ianareo lehilahy
Courage ianareo lehilahy Rakotomandimby eh. Sady matetika ny vehivavy misy fitiavana izy izay matoa nahavita nanao t@ olona iray fa tsy tena mitovy aminareo hoe misaraka ny ara-nofo sy ny fitiavana

Pages

Ajouter un commentaire

5 + 4 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.