Vous êtes ici

Raha misy vehivavy sahy miteny eo iamason'ny rafozany sy ny raimandreniny oe "ndao isaraka isika raha izany" dia mbola tia ve izy?ny olana dia nitaraina teo imasan'ireo olona ireo za fa tsy mba manampy @ andro sarotra izy (aretina) fa lasa foana na dia afaka azo ahemotra aza ny dia tokony hataony.

Par : tsotso
Zao le izy:ny vehivav rehef
Zao le izy:ny vehivav rehef manombok leo anao de izay no ataony,efa vonon hisarak aminao zay izy fa just miandry kendr tohan fotsin de las,mafy marina zany tsy firaharahan zany,kanef aza mananten azy intsony fa mazav ny heviny mato sahy manao toy izany.courage fa tsy anjara ny anareo e

Ajouter un commentaire

3 + 4 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.