Vous êtes ici

salu,
za sipa gasy, mpianatra vo tonga tamty taona ty, mitady plan raha misy mazoto. paris na tsy de manalavitra ny paris. za mipetraka banlieu fa afaka mse déplacer.
plan tadiaviko: mba mitondra resto sns, ary mba manampy ara bola ndraindray, mitondra mitsangatsangana sns. fa tsy mbola mahay loatra ny eto france.
merci mamaly ny antso. (tsy mifidy na lelah na vevavy, bi :p )

Par : Kely be pataloa
Izahako izao interessé amin
Izahako izao interessé amin'ilay plan ,izany hoe tsy mifampitarika ela ,fa miaraka isika dia avy eo indry omena vola ,dia afaka fotoana hafa indray miaraka dia mandeha foana ny vola .Mety amiko izany fa ahoana no hihaonana ?
Par : seriallover
tsy mifampitarika ka! tsy
tsy mifampitarika ka! tsy maninona na olona efa manambady ary enao. amorona compte fb fake za dia lazaiko eto refa misokatra ilay izy. akotrzay, za akory tsy oe prostituée, ary tsy voatery vola, fa refa mba mafinaritra fotsiny ny fiarahana sy ny oe mba mitondra anah mivoka ndraindray de mety amiko
Par : Revirevy
Misokatra ny frontières, mety
Misokatra ny frontières, mety hanome visa am zay ny frantsay, maniry no ho any parisy salam ny hafa koa za. Na dia tsy mbo nandalo tam saiko aza zany hatrizay. Mampandefa vinany ty aterineto ty. Mbo andraso akia sao ahazo visa ihany indray andro any. Vo mitady olona azo hanovana taratasy. Raisiko ihany ny adiresinise sao de...
Par : Milamal
Torohevitra ny ah. Aza
Torohevitra ny ah. Aza miadaladala ra mbola tsy naazo visa nefa te ahita an Parisy. Tls tsy misôma intsony zao.
Par : Nick
Raha mba eto atanana n mis
Raha mba eto atanana n mis anzao mlay be
Par : Kely be pataloa
Seriallover
Seriallover Mazava reitsy izany a ,izahako koa sanatria tsy nandray an dry hoe ******* ,fa toa ny sipa rehetra mba mitady olona hihantahantana ,koa miandry ny adiresy fotsiny aho dia mifandray isika ,izahako aty amin'banlieu parisud .
Par : MercelibtR
Za ndray mbo mitady bandy
Za ndray mbo mitady bandy afaka manome taratasy hakana visa dia afaka mifampiantanta kely refa tonga any et même plus fa avy eo kosa olonkafa mintsy no tena antondiako. Mety v sa masosotra be zany. Tonga atao carte sur table dia tsy misy fiatsarambelatsihy
Par : Fa
Fa nga misy olona afaka
Fa nga misy olona afaka ihantahantana otranzan aty gasikara? Mb interessee ian mantsy za ra tena misy zany.
Par : MercelibtR
Refa te hiala am
Refa te hiala am ngindimpiainana eto dago zay dia manao offre fiantahantana. Nefa ny rainjaza tsy nahazo akory tam fotoanandrony. Dokambarotra be. Hihihihi.
Par : Anonyme
Mety zany retsy fa soraty ny
Mety zany retsy fa soraty ny ******* de any miresaka maivana m---------------e56 arobaz g ******* point com mifampiresaka eh

Pages

Ajouter un commentaire

5 + 8 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.