Vous êtes ici

MBA mila retour expérience client momba an'ilay wikif 4G io. Iza no efa nampiasa ? Manao ahoana ny batterie, ny prise en main sans ...

Par : Anonyme
Raikitra ny tam tam be ataon
Raikitra ny tam tam be ataon'ny Telma amin'ilay izy. Apparamment liana amin'ilay fonctionnalité ao aminy aho. ARy te hampiasa tahaka anao ihany koa. Liana aho raha misy manome hevitra iaanreo.
Par : Nax
Bonjour o, mampiasa depuis 1
Bonjour o, mampiasa depuis 1 mois. Hatreto aloha tsy misy olana, maharitra tsara ny battérie. Izy aloha tsotsotra e, nefa tsy dia mpipopoka be ny clavier rehefa manoratra sms aingana be. Bref, tsara aloha ny fahitako azy
Par : Ursula
Ny ahy ilay 3G, tsy ampy ny
Ny ahy ilay 3G, tsy ampy ny volako tsinona dia izay no takatro. Fa hitako mba tsara noho ilay Legend aza. FB mandeha tsara tsy miraikitra be? Ny touche tsy mahasosotra, ny batterie no mila taizaina, en fait isika gasy zatra anlé oe sady miconnect no micharge. Aleo feno tsara ny batterie vao ampiasaina ny finday e. Efa 2 mois zao no nampiasako Wikif fa tsis kiana
Par : Nah
Tsara aloha ny ahy aty e, 3
Tsara aloha ny ahy aty e, 3 mois izay no nampiasako azy. Ilay APN tsy dia tsara fa izany hoe azo iafiana
Par : Lanyve
Maromaro ihany ny shop telma
Maromaro ihany ny shop telma efa noteteziko fa lany hono ilay Telma Wikiff, mety misy shop mbola manana stock ve azafady?
Par : anonyme
Toa efa lany izy io fa izaho
Toa efa lany izy io fa izaho koa nitady ho an'i mamanay vao haingana kely
Par : maelys
6 mois zay nenah tsy misy
6 mois zay nenah tsy misy olana. Efa misy ndray eny am Shop Telma hoan'ilay mitady ooo

Ajouter un commentaire

7 + 13 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.