Vous êtes ici

Ny zavatra tena tsy reveko amin'ny asanay saofera taxi zao de le ela mitondra client mpisipa ireny de misakoroka b ao afara ao izy roa nefa ela etsy tsy concentre @ lalana ale intsony fa any foana ny maso. ny sasany anie tena misy mahavita mifangarona ao miiitsy e.Ary ny anareo???????

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Zavatra tsy mampilay ny asa.
Fomban'ny sefo mihintsy io mody tsy miteny io mandritra ny asa , fa any amin'ny évaluation izy no mamely , fa ny ahy indray dia novaliako , tsy nataoko sonia satria naniraka ahy izy tsisy farany , na tao am-piasana na any ivelany koa rehefa tonga ny évaluation dia sahiny nilaza fa tsy nisy notanterahiko ny asa izay notakiana tamiko . F aNiakarako tany amin'ny Deba sy ny RH , fa nasain'ny deba navoaka daholo ny asa rehetra nataoko nandritra ny période nanaovana évaluation , vaky tery ny lainga rehetra , tsy nampifanatrehana izahay fa no-convoquer-na ny sefo hanova ny zavatra nosoratany izay tokony mifanaraka amin'ny asa izay nampanaoviny ahy .Ary izaho tsy navelan'ny RH miaraka miasa aminy intsony fa niova service .Fa romotra izy tamiko fa izaho tsy namaly fa nobataiko ny entako sy ny ordi dia lasa aho , Taty aoriana izy , voaraoka .
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Zavatra tsy mampilay ny asa.
Ny ahy raha vô tsy milay ny mpiara-miasa defa tsy milay ny asa zay, mpiara-miasa tsy milay tiko tenenina eto de ireo mpisolelaka ihany.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Zavatra tsy mampilay ny asa.
ato ampesan be protocole be satria mis service maro2 ato dia isak n anao zavtr oan service hafa ianao d ts maints mila miarak mias am service maintenance satr ts vitanao rer ilay izy ry zala nefa milaz f ts amp olona le deba mangatak anle asa et andanan ts mahalal afats enao n d manazav anle blem ar nao, nao foan n voatabatb isak n mis asa oatao izao.
mankaleo be mints
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Zavatra tsy mampilay ny asa.
Nenay ndray ny superviseur miseo ho favori be, otran ny mijery t.a.y izy mijery anao, arahabaina izy am maraina d mivandravandra fotsiny. Nefa henoko hoe tsy dia afaka (kely diplôme), d tsy aiko zay nahatongavany teo amin'io poste io fa rehefa anontaniana asa izy d tsisy fantany.
misy problčme eo am équipe dia ny tena ihany no mamaha azy, misy faute ataon'ny équipe: izy tsy manank-ambara.
TOnga ny mpanao audit, asainy maketo aminay ry zareo vazah be isany fa izy tsy miteny na "A" ary.
mbola betsaka fa aleo tsy tanisaina eto daholo fa lava loatra :)

fa tsy akako lagy fa mbola ho tratra io.
ah oui dia farany: manao youtube sy fb no tena asany ato.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Zavatra tsy mampilay ny asa.
Mpiara-miasa maharikoriko, efa vehivavy sefo manana zafikely mbola misaritaka miady lehilahy amin'ny sipa ao am-piasana célibataire . Nopetahan'ny bandy kely tao ity izy , de angamba nihevitra ny hanindry @ asa , fa nanaovan'ilay bandy chantage raha vao manambana , satria ilay bandy miaraka amin'ny sipa (célibat) ao am-piasana , romotra rafotsy satria isan'andro dia asaina foana ilay bandikely hiaraka aminy mandray casse croute rehefa tonga ny amin'ny 10h, fa ny atoandro izy tsy afaka satria alain'ny vadiny ao am-piasana , dia izay angatahin'ilay bandy dia azony , misy an'izany hoe nahazo kiraro milay be , (entin'ireny mpi-bizina mitety Birao izany) , de rafotsy no nandoa ny vola !!! tsy entin'i lery miasa ilay izy fa rehefa sabotsy lery no manao azy ,rangitra i Rafotsy. kanefa ilay bandy tsy miraharaha fa ny hariva izy miaraka amin'ny sipany .

Raikitra ny sortie boîte , nandeha daholo ny rehetra sady izy no anisany niantoka fa hoe sefo , fa slow raikitra be ny an'ilay bandy sy ny sipany , tsy ampy adiny iray de hoe atero hono izy , tsy nety ilay bandy satria ny rehetra mbola nijanona daholo, sady vao manomboka ny lanonana, f asaika hanao scandale fa notenenin'ilay bandy hoe : efa tsy any am-piasana intsony izao !!! fa mandraisa taxi ..... tsy nisy nivaky loha ny rehetra fa nitady dia nahita.....niaritra teo rafotsy. Tamin'ny 2 maraina , naterina voalohany izy (ny vadiny hono mission),mbola nitohy ny anay rehetra nony avy eo nihodina kely indray aloha sady nitady kaly !!! fa nony tonga tany am-piasana fa cyclone ity izy !!!
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Zavatra tsy mampilay ny asa.
Bof! Raha izaho no niara-niasa taminareo, noraisiko ho cinéma! Mampiomehy anie izany ę! I "Rafotsy" ary miantoka casse-croűte, miantoka fety! Raha izaho faly mijery!(je me serais aussi mis sur les rangs pour ętre le prochain gigolo)
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Zavatra tsy mampilay ny asa.
manao fivoriana dia am teny frantsay nefa gasy daholo, tena tsy tafa io.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Zavatra tsy mampilay ny asa.
Hihihi< matsiravna marna k d tena ts mahay teny gasy mazava v pufff
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Zavatra tsy mampilay ny asa.
de aona ihany zany satria tsy hahay francais novina novina ange ny malagasy, frantsay aza be no tsy mahay ny azy.
Ny antony tsy hahaizana francais dia malagasy ny reny miresaka @tsika vaoteraka fa tsy frantsay akory.
Ny teny malagasy ndray nefa tsisy "subtilité", fa ny firafitry n teny gasy otran hoe manisa, misy base dia reo base reo no afamadibadika havitana ze rht zavabaovao mitranga eo. Nen'vazaha tena mamorona teny mihitsy zareo (misy lafiratsiny sy lafitsarana daholo zany rht zany na nen vazaha na nen gasy)

FA amtsika gasy aloha dia tena simba tsika, satria ra te hanao teny gasy be dia lasa conservative miverin-dalana zany, mijery taloha fona aloha,fa tsy mivoatra mamorona e.
Raha te hivadika teny frantsay total ndray dia tsy tafa satria misy base be ihn ny teny gasy, cad teny feno ihny izy raha hoe vofetra @ resaka fiainana tsotra andavan'andro ny atao,fa raha vao miditra asa sarotra be d'efa tsy ampy bdb.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Zavatra tsy mampilay ny asa.
Rehefa tena mazoto miasa be sy tia miasa be mihitsy ianao dia :

faly ny deba sy ny sefonao ary ny client
FA
tezitra ny vady amanjanakao satria tavela zareo

Pages

Ajouter un commentaire

1 + 10 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.