Vous êtes ici

bsr daholo oo, mba mila fanampiana oo! niteraka ivelany n vadiko d efa manao zay isarahanay mihitsy, vita soratra zahay ary niteraka raiky, d tiako fantatra oe mety ataoko porofo n adultere ve raha azo ny kopia n zaza ivelany io, d afaka torina ve n vadiko amizay,afaka itoriana anazy zay zaza ivelany zay, satria mitady tsy anome n anjarako izy d mba tiako menacena amizay. merci

Par : TatieFloh
eny tompoko, porofo-na
eny tompoko, porofo-na adultère ve mihoatra an'izany. raha nosoratany aminy ilay zaza vao maika porofo be tsy azo lavina satria kopia vita sonia arapanjakana no manamarina azy

Ajouter un commentaire

9 + 4 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.