Vous êtes ici

Bonjour, 33 semaines de grossesse de nefa sad milolo ahitra le zazakely no kely. Inona kay ni sakafo oanina mba apitonbo anle zaza tsara azafady ? Merci

Par : Maman
Bjr, mazotoa mihinana fruit.
Bjr, mazotoa mihinana fruit. D aza misalasala mihinana zavatra misy farine (gateau, pizza sns). Aza adino koa ny viande rouge. Aza mitsitsitsitsy sakafo tsony fa sur fa ho didina ianao mantsy
Par : Anonyme
misaotra betsaka namaly
misaotra betsaka namaly
Par : Nah
Ny ahy nohaniko daholo. Tsy
Ny ahy nohaniko daholo. Tsy nifidy sakafo mihitsy. Trondro frais atao betsaka, aza misalasala mits mihinana izay sakafo tsaroan'ny vavanao fa mijaly be lé vita césarienne. Aleo koa ngeza tsara lé zaza amzay tsy manahirana ny mitaiza azy

Ajouter un commentaire

3 + 10 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.