Vous êtes ici

Mila ampahafantarina ny zaza ve hoe zaza natsangana izy?
Ilay toetrany agressif lasa mampanahirana ny fitaizana azy, iza no efa nandalo izany fitaizana izany?, mba afaka mizara ve? Misaotra

Par : Mally
Itantarara fianan'Ankizy iray
Itantarara fianan'Ankizy iray mitovitovy @zany aho. Nisy ramatoa sy rangaha samy efa nanana ny zanany avy, no nivady, lé rangah anefa nanana zanaka tamin'olon-kafa na efa nivady aza izy sy lé ramatoa, d io zaza io no faralahy zany (zanak'i rangah rery) saingy ts fantatry lé zaza oe ts zanaky lé ramatoa izy. tsis nilaza azy an'zay, maty ny dadany (d nipetraka t@lé olona lazainy fa reniny ian anefa izy), niada aza lé ramatoa sy lé zanany vavy matoa d niaro ity lazainy fa reniny ilay ankiz, d hoy no navalin'lé zoky vavy azy, inona no iarovanao an'io? fa nga io reninao? teo vo nahalala lé zaza fa ay ts zanaky ramato (napalaelo izy satria ny dadany efa maty) tsis mahalala zay reniny anefa (tena mapalaelo, hatram'zao lé akiz zany ts mahalala sady ts afaka hahalala oe iza no reniny) mapalaelo
Par : Sento
Tsara fanahy ary le ramatoa
Tsara fanahy ary le ramatoa zany

Pages

Ajouter un commentaire

14 + 5 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.