Flash Actu
Samedi, 27 Avril 2024
Voir Plus
Les derniers articles
Hiaka-tsehatra ao amin’ny Ivokolo Analakely ny Tropy Ilo, amin’ny alahady 28 aprily izao, hisehatra ny « Mose Lemera », tantara mahatsikaiky ranoray.
MVola s'associe à Voiladoc, une application mobile connectant les patients à des professionnels de santé agréés, afin de rendre accessible aux Malagasy des services médicaux, via la Super App MVola, où qu'ils se trouvent.
Les espaces verts urbains aménagés à Nosy Kely et à Morondava Centre, dans la région du Menabe, ont été inaugurés aujourd’hui par le ministre de l'Aménagement du Territoire, Naina Andriantsitohaina.
Manao antso tolo-tanana mba ho fanohanana azy amin’ny fitsaboana ny aretin’ny voa mahazo azy, i Tsaraharivony Judicaël, mpanao gazety mikirakira vaovao pôlitika. Azo alefa amin’ny kaonty Mvola 0342793060 izay voarambin’ny tanana.
Tontosainaa eny Antanimenabe Ankorondrano ny hetsika fanatrarana ny fanaovam-baksiny ho an’ireo zaza mbola tsy nisitraka izany vaksiny izany mihitsy. Tafiditra ao anatin’ny herinandro afrikanina ho an’ny fanaovam-baksiny ny hetsika.
Etleva Kadilli, Directrice Régionale de l’Afrique australe et orientale de l'UNICEF, a visité l'école 42 à Antananarivo, mettant en lumière les opportunités de partenariat pour l'éducation et le développement des compétences des jeunes.
Ce jour, dans la région Anôsy, aura lieu l'inauguration de l'Hôtel des Finances de Taolagnaro, un organisme destiné à améliorer l'administration des fonds publics.
Sport : J-9 de l’Africa Women’s Cup de rugby à XV, que Madagascar accueillera du 4 au 12 mai, au stade Makis Andohatapenaka
Météo : Le Nord se prépare au passage d’un nouveau cyclone. Le risque qu’une perturbation tropicale évolue près de Madagascar la semaine prochaine est en hausse.
Ny Centre international des mangroves (CIM) dia manasa ireo mana-talenta amin’ny sary handray anjara amin’ny fifaninanana fanamboarana sary famantarana (#logo) ho azy.
CUA : Mitohy ny asa ho famelomana ireo tsipika fiampitan'ny mpandeha an-tongotra sy fandokoana ireo sisin-dalana eto Antananarivo renivohitra
48e Salon de l’Amicale des Amateurs d’Arts (AAA) : L’artiste peintre malgache Jean Andrianaivo Ravelona est désigné invité d’honneur à Paris.
Hafindra any Toamasina ny toby fandanjana fiara vaventy (station de pesage) ao Maevatanana ary ny eo Ambohimalaza kosa dia halefa any Maevatana. Ao anatin’ny herinandro no hanatanterahana ny asa.
Hotanterahina ny Africa Cup Fiba basket-ball 3x3 i Madagasikara, ny 29 novambra hatramin'ny 1 desambra 2024, ao amin’ny Lapan'ny Fanatanjahantena sy ny Kolontsaina Mahamasina.
Lalana miisa 3 amin’ireo 9 tapaka noho ny fandalovan’ny rivo-doza Gamane no efa azo hivezivezena ankehitriny, ao Ifasy II sy Mahavavy, any amin’ny lalam-pirenena faha-6. Efa an-dalam-panamboarana kosa ny 6.
Hatomboka amin’ny fomba ofisialy ao Antanimenabe, rahampitso 26 aprily, ny hetsika "Grand Rattrapage", momba ny vaksiny, miaraka amin’ny fanamarihana ny faha-50 taonan'ny Herinandro Afrikanina ho an'ny fanaovam-baksiny.
Noesorina tamin’ny toerany, araka ny tapaky ny Filàn-kevitry ny Governemanta omaly, ny Goverinoran’ny faritra Vatovavy, Dr Maurice Lamothe, sy ny Goverinoran’ny faritra Itasy, Maherizo Andriamanana.
Hanatanteraka fitsidihana ofisialy eto Madagasikara ny mpanjakan’i Maroc. Mandritra izany fitsidihana izany no hanaovan-tsonia ireo fifanaraham-piaraha-miasa amin’ny firenena roa tonta.
Notazonina ny toerana misy ny Masoivohon'i Madagasikara amin'izao fotoana izao any Sina, na anisan'ireo firenena afaka mahazo toerana hananganana masoivoho ao amin’ny faritra ara-diplomatika hatsangana ao Beijing aza isika.
Voaloboka, paoma, akondro, mananasy, daty, ... Maromaro ireo voankazo maina amidy eny an-tsena. Sady natao ho an'ny fahefa-mividy rehetra izy ireny no mitondra voka-tsoa maro ho an'ny fahasalamana ihany koa.
Tena mbola ao anaty vanim-potoana fahavokaran'ny zavokà isika izao. Mora tokoa ny vidiny satria manomboka amin'ny roanjato ariary dia efa mahazo. Azo tehirizina tsara io voankazo io raha mafimafy. 'Ndeha àry ho fantarina ireo zava-tsoa entiny ho an'ny fahasalamana.
Nouveau patron et nouvelle ère pour le groupe M6: David Larramendy, 50 ans, a officiellement été nommé président du directoire mardi et succède à l'emblématique Nicolas de Tavernost, à la barre depuis 37 ans.
Dans un contexte à vif pour les médias, le milliardaire Xavier Niel vient de céder la quasi-totalité de ses parts dans le groupe Le Monde à un "Fonds pour l'indépendance de la presse", sanctuarisant le capital du groupe éditant le quotidien du soir mais aussi Télérama et La Vie.
Le chanteur Kendji Girac, blessé par balle lundi dans des circonstances encore floues, "va bien" et est "tiré d'affaire", a déclaré mardi son manager, ce qui doit permettre aux enquêteurs de l'entendre au "plus tôt" selon une source proche du dossier.
Le milliardaire Xavier Niel a cédé la quasi-totalité de ses parts dans le groupe Le Monde à un "Fonds pour l'indépendance de la presse", ce qui a pour effet de sanctuariser le capital du groupe, ont annoncé mardi Le Monde et son "pôle d'indépendance".
Jeux de Paris, vidéosurveillance algorithmique, essor des IA génératives gourmandes en données personnelles: la présidente de la Cnil (Commission nationale de l'informatique et des libertés), Marie-Laure Denis, récemment reconduite pour un deuxième mandat de cinq ans, évoque les défis du gendarme de la vie privée des Français au cours des prochains mois.
"Attention, tapir à proximité de la voie": une application en cours de développement au Brésil utilise l'intelligence artificielle pour tenter de réduire les collisions avec des animaux sauvages, un fléau dans ce pays-continent à l'extraordinaire biodiversité.
Gabriel Attal a souhaité mardi mettre l'intelligence artificielle (IA) développée en France "au service" des usagers et des fonctionnaires et annoncé la création de 300 maisons France Services supplémentaires d'ici 2026 pour "simplifier" le quotidien des Français dans leurs démarches administratives.
Samy manana ny fomba fandraisany anjara amin'ny fiarovana ny tontolo iainana ny tsirairay, na olon-tsotra, na olo-malaza, na fikambanana na orinasa. Ho an'i Rihanna manokana, ny famoronana akanjo no tena nanehoany ny fankafizany ny natiora.
Le chanteur à succès Kendji Girac a été blessé par balle au thorax lundi matin dans les Landes dans des circonstances encore floues, même si l'arme du tir a été retrouvée et "fait l'objet d'analyses", a indiqué en soirée le parquet de Mont-de-Marsan.
Le président de CMI France, Denis Olivennes, a annoncé lundi à la rédaction de Marianne la volonté de cession de l'hebdomadaire par son propriétaire, Daniel Kretinsky, a-t-on appris de sources concordantes.
Huw Edwards, un pilier de la BBC qui a présenté pendant 20 ans le journal du soir avant de se retrouver au cœur d'un scandale sexuel, a démissionné, a annoncé lundi le groupe audiovisuel public.
Mbola maro amintsika ny tsy mahay manavaka ny hopitalim-panjakana BEFELATANANA (CHU JRB) sy ny HJRA (CHU JRA). Betsaka noho izany no tsy mahalala ny tokony haleha raha misy fizahana na misy vonjy aina (urgence) handehanana amin’izy ireny. Araho ary ny fampahafantarana mba hanavahana ny hopitaly Befelatanana sy ny HJRA.
Isan’ireo zavatra mora maloto ao an-trano ny fitaratra. Maro ireo zavatra mety mandoto azy ireny : vovoka, dian-tanana, hamandoana, ranon’ando, enton’ny sakafo… Misy fotoana sarotra esorina tokoa ireo loto amin’ny fitaratra. Ireto ary misy torohevitra mahomby hanadiovana azy ireny.
Le chanteur à succès Kendji Girac a été blessé par balle au thorax lundi matin dans les Landes dans des circonstances encore floues, avant d'être hospitalisé près de Bordeaux où ses proches sont arrivés, a-t-on appris de sources proches de l'enquête.
Misy fiantraikany eo amin’ny fahazotoan-komana ny aretina « Alzheimer », indrindra raha efa marary be ilay olona. Mba hiarovana azy ireny amin’ny tsy fahampian-tsakafo dia mila fikarakarana manokana izy ireo mikasika ny fanomezana sakafo azy. Fa inona tokoa no mahatonga ny olona voan’ny Alzheimer ho lasa malain-komana ? Inona ny fikarakarana tsara atao manoloana izany ?
Nine d'Urso, la fille de l'ex-mannequin Inès de la Fressange, incarne l'écrivaine George Sand dans une mini-série pour France 2 dont le tournage a commencé lundi et dans laquelle joue aussi la chanteuse Barbara Pravi, a indiqué la chaîne publique.
De retour dans ses fonctions après un arrêt maladie de près de deux mois, le roi Harald de Norvège, 87 ans, va alléger son programme pour tenir compte de son grand âge, a annoncé le Palais royal lundi.
Le chanteur à succès Kendji Girac a été gravement blessé par balle au thorax lundi matin dans les Landes et hospitalisé à Bordeaux où son pronostic vital n'est pas engagé, a-t-on appris de sources proches de l'enquête.
Moovnaute