• Cours de change
  • 4737.31 AR
  • |
  • $4420.49 AR
Copyright Image : © Moov_Vaovao
Image
Vaovao

Fanafihana mitam-basy : Mihorohoro ny mpitondra moto

04/08/2023 08:59 © Midi Madagasikara

Manjaka ny tsy fandriam-pahalemana ankehitriny. Anisan'ireo lasibatra amin'izany ny mpitondra kodiaran-droa.

Kodiaran-droa miisa roa no voatafika tao anatin’ny iray andro. Ny voalohany nosasaina teo Andavamamba. Ny faharoa kosa dia teny Itaosy. Samy mitovy ny fitrangany satria samy nambanana basy ny tompon’ny moto dia nalaina an-keriny ny kodiaran-droa. Vetivety dia niparitaka ny vaovao satria tsy nisalasala ny nitady vonjy tamin’ny tambajotra ny tompony. Vao nahita izany ny olona dia nihorohoro, indrindra ireo manana moto.

Lire la suite

Articles Similaires

Moov logo