Moov Madagascar (www.moov.mg)


Ivato : Karohin地y BC i Jiang Shao Wei, voarohiroy ho namono ireo sinoa mivady
20-03-2017 / 08:00
Nivoaka omaly ny filazana fikarohana an段 Jiang Shao Wei, izy no voarohirohy voalohany ho namono ireo sinoa mivady tao amin地y efitranony tao amin地y hotely Paon d弛r etsy Ivato, ny alin地y alakamisy hifoha zoma teo.
Ny plisy eo anivon地y BC no miandraikitra ny fanadihadiana saingy afaka mampandre ny mpitandro ny filaminana izay akaiky azy izay manam-baovao. Novelesina tamin地y zava-maranitra sy maritoa ireo mpivady, tao amin地y efitrano fidiovana. Mbola hita tao amin段lay efitra nisy azy ireo ny fitaovana nampiasaina tamin地y famonoana. Ny anton地y nahafantarana indray ny fisian地y vonoan弛lona dia noho ny fampandrenesan地y olona akaiky ireo sinoa fa tsy hita izy mivady, niaraka tamin地y fiara 4X4 izay nentiny. Teo no niainga ny fanadihadian地y BC. Nahenoana feo fa ao amin地y hotely etsy Ivato no mipetraka izy roa. Rehefa nohamarinina dia nitombina izany ary fantatra teo fa tamin地y anaran段 Jiang Shao Wei ny anaran地y efitrano. Io farany izany no nandoa ny saran地y hotely.

Rehefa nozahaina ny efitrano voatoandro dia fatin弛lona roa mifatotra ary mihoson-dr no hita tao. Nozohina ihany fanadihadiana ary fantatra fa nitsoaka teny Amboanjobe sy niafina tany ilay sinoa ahiana ho nahavanon-doza. Hita teny an-toerana ilay fiara saingy izy kosa mbola tsy hita izay nanjavonany hatramin地y omaly, raha araka ny vaovao azo tamin地y plisy. Raha araka ny fantatra dia efa nisy olona notazonina hatao fanadihadiana momba ity raharaha ity. Miisa efatra izy ireo ary misy teratany sinoa ihany koa ao anatiny. Ny anton地y famonoana indray dia mbola manjavozavo hatreto. Niainga tamin地y fak瀟a an-keriny ireo sinoa izany raha araka ny vaovao novoizin地y haino aman-jery ary izao niafara tamin地y famonoana izao. Raha alaina an-keriny ve anefa dia ao amin地y hotely lehibe etsy Ivato no notazomina ?

D.R
© Midi Madagasikara