Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Miarahaba Tompoko,Mipetraka aty am Province izahay, hamonjy mariage aty tanŕ am 1er avril, ny akanjo aty vao hividy ka mba mangataka sosokevitra avy aminareo oe aiza ao tanŕ misy boutique tena oe tonga de ahitana akanjo tena mihaja import, na ireny vita lamba landy ireny, ho an'ankizy sy olondehibemba tsy ivezeivezena dia mangataka hevitra avy aminareo ,misaotra indrindra tompoko

iarahaba Tompoko,mba mangataka sosokevitra avy aminareo azafady, inona kay no zavatra atao fa te ho mpandraharaha aho, manan-kevitra ve ianareo ? inona ilay zavatra mety atao dia inona avy no taratasy ilaina,tena mba maniry mantsy ny tena mahita ireny vehivavy mivoka any ivelany, mahita zavatra atao bdb, de lasa mpandraharaha ,Miaotra mialoha anareo izay mamaly

Miarahaba o, araka ny sujet dia mikasa haka mpanakanto hihira ouverture fotsiny, hira 2 tout au plus, Ambondrona leizy no tena marina, sao d mba nisy efa naka azy? misy contact ve sa ahoana no tokony hatao? misaotra

Averina eto ity sujet ity

Bonjour,tsy mahita hevitra ny dokotera fa tsy maintsy FIV hono no ataoko.ao @ rakotobe no handefasany ahy. ohatrinona ny ao? de efa nosy nanao ve de réussi lay izy?naheno koa za oe any Tamatave. de aiza lay toerana de ohatrinona ?merci

Bjr daholo! za manana zanaka kely vao 10 mois misy CIV ka tsy maintsy alefa ho didina any na-dafy. vavy kely io zaza io ary zanaka voalohany. Mety efa nisy nanana zanaka nanao anzany ve de nanao ahoana? Zahay mantsy tena miasa saina mintsy amle zaza no sady malahelo mijery azy tsy mitombo fa pitsana kely fona.

Bonjour dool Ahoana n hevitrareo....misy effet secondaire @zazah hono n finanan calcium fort(500mg:2x/jr)...iza no ef ninana calcium fort pendant grossesse.de nis fiatraikan nanaona,rh mb afak mizar azafady.sa ts mapanin akor?manana carence d calcium enjan b n vatako.de nasain doc ninanan calcium fort pendant 10jr.d ze maeno nef d mideconseuller ana amle izy dool...d ls misala2za

araka io sujet io zay manana DPA Novembre we,mba te hifampizara eto,za zao bb1 6sa+2 efa tany @ dokotera efa nanao 1er echo fa @ fin 04/18 vao miverina,manao aona

Centre de FERtilité de MADagascar.Efa nisy naheno an io ve isika ato?Aiza kay no misy azy io?Ary efa nisy nakany mihintsy ve mba afaka mifampizara expérience eto??Raha ny cas-ko manokana dia ny FIV sisa no lalana hitan'ny dokotera kanefa tsy ho tratra mihintsy noho ny hoentimanana(hatreto aloha) ka mba saika ho any fa naheno an io sao dia mba misy solution hafa.Merci ho an izay mamaly!!!

Salama e
Manana eritreritra ny hanangana zaza vao teraka zahay mivady ka mba te hila hevitra sy fijoroana vavolombelona @nareo mpiforum eto. Ho anareo zay efa nanangana zaza vao teraka, ahoana no niainana lay hoe tsy menaky ny ain'ny tena lay izy, misy fotoana ve mandalo tampoka ao antsainareo zany? misy fotoana ve manontany tena nareo hoe sao mifanohitra be @nareo lay zaza? na ara-batana na @ personnalité? ho lazaina @ ve any aoriana hoe zaza natsangana izy? Afenina @ havana (rad, rafozana, raitampo, zaodahy, zaobavy...) ve hoe nanangana?

Salama Tompoko
Arak'io loha-hevitra io dia fantatsika tsara fa saropady tokoa ny fitondrana vohoka. Ka noho izany, andao ary isika hifanoro hevitra, hifampizara ao amin'ny commentaire ny zavatra rehetra tsara ho fantatra, ny fady, ireo izay tsy tokony atao rehefa mitondra vohoka.
Ohatra: Tsy mahazo manao vizaka ny bevohoka fa maha afa-jaza, tsy mahazo mihinana fanafody fa raha misy marary na dia kely aza dia manantona dokotera/sage-femme/gygy , sns sns
Andao ary e!! :)

Pages