Miaraaba, mb t anontany anareo tompoko oe mety eo @otrin ny vo mahavita manangana trano? ny vadiko mikarama 400000ar, izaho kosa eo @ 350000ar. Mipetraka @trano lova izahay @izao ka dia efitra iray no ipetraanay! afaka mapiakatr sy manitatra kely anef izahay ka ra tena exploitena ilay toerana dia ahavitana eo @ efitr 3 eo, living 1 ar cuisine sy douche interne! Ny ipetrahanay @zao anef dia efitra iray, ny WC any ivelany. Tena mbol construction b, d saika anontany oe mety eo @otrin eo au moin no ts maits ananana ra t anitatra trano? itombo manko ny isan-jaza d kely loatr le efitr iray tompoko. Raha anao pret bancaire v d risque b? aiza ny materiaux de construction tena mora sad mafy anef? mb atory fika2 kely oe tompoko?