Flash Actu
Jeudi, 02 Avril 2026
Voir Plus
Les derniers articles
Sport combat- Du kickboxing au MMA, Tolotra Randrianarijaona, un passionné de combats et de dépassement
Les Partenaires
Fidinana ifotony nataon’ny fitaleavam-paritry ny Fitaterana Itasy : Fiara 12 no nandraisana fepetra noho ny tsy fanarahan-dalàna ; tuc-tuc 45 isa no tsy nisy taratasy na navesatra loatra ; 15 ny moto nentin’olona tsy nanao aroloha.
Fetin'ny Paska : Raràna ny fitsangatsanganana eny amin'ny faritry ny Seranam-piaramanidin'Antananarivo, Ivato.
"Caravane Humanitaire Post Gezani" : Ankohonana miisa 1 075 no nizarana tosika avy amin’ny fitondram-panjakana, tamin'ny alàlan'ny BNGRC, tao amin’ny kaominina Ambodirina Sahambala, Distrikan’Amparafaravola.
Après le cyclone Gezani, plusieurs quartiers de Toamasina restent privés d’eau en raison de défaillances du réseau JIRAMA. Action contre la Faim et la Fondation Veolia interviennent pour identifier les fuites et soutenir les réparations prioritaires.
Fandraharahana : Misokatra manomboka androany 2 aprily ny Magro Behoririka. Fanompoam-pivavahana no loha-laharana amin'ny fandaharam-potoana.
Nahazo fiara tsy mataho-dalana sy fampitaovana isan-karazany avy amin’ny ministeran’ny Tontolo Iainana, ny ministeran’ny Fambolena, ary ny FAO ny tetikasa FOLUR, mba hanampy amin’ny fametrahana rafitra ara-tsakafo maharitra.
Carion : Tontosa soa aman-tsara ny fanavaozana ny Biraon'ny Kaominina Nandihizana sy ny biraon'ny Zanatobi-paritry ny Zandarimaria.
Toetry ny andro : Ho mora kokoa ny fiforonan’ny oram-baratra any amin’ny faritra maro manerana ny Nosy, noho ny fisian’ny rindrin-drahona ao atsimon'i Madagasikara.
Nampidirina am-ponja vonjimaika eny Antanimora ilay lehilahy voarohirohy ho mpitarika tambajotra mpitrandraka sy mpanondrana an-tsokosoko harena voajanahary, izay voasambotra teny Ivato omaly, taorian’ny niakarany Fampanoavana androany.
Tombanana ho mafy ny tsioka atsimo any amin’ny morontsiraka atsimo sy atsimo andrefan’i Madagasikara, hahatratra 55 Km/ora ny hamafin’ny rivotra. Nahazo Fampitandremana miloko mavo ireo toerana eo anelanelan’i Faux Cap sy Morombe.
Nanolotra fitaovana sy fanampiana ara-tafika ho an’i Madagasikara i Rosia. Noraisin’ny filohan’ny fanavaozana tamin’ny fomba ôfisialy, teny amin’ny toby Jeneraly Mounibou Ismaël, Bataillon Parachutiste Ivato izany, androany.
Hetsika Caravane humanitaire : Tokantrano miisa 400 ao amin’ny Kaominina ambanivohitr’i Mahatsara sy Andovoranto, distrikan'i Brickaville, no nisitraka tohana avy amin'ny fitondram-panjakana, tamin'ny alalan'ny BNGRC.
Hotontosaina ny 10 sy 11 avrily 2026, eny amin’ny QG Tanora Ankorondrano, ny "Forum des Énergies Solaires", hiresahana momba ny angovo azo havaozina sy ny asa ho an’ny tanora eto Madagasikara.
Ny Dr Ramananarivo Miharisoa no lasa Solombavambahoakan’i Madagasikara ao amin’ny Boriborintany faha-6, misolo an’ Andriamampandry Todisoa, izay voatendry ho minisitry ny Fampianarana Tekinika.
Voasambotra teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato ny lehilahy tera-tany malagasy iray, isan’ny mpitarika ny tambajotra mpitrandraka sy mpanondrana an-tsokosoko harena voajanahary, sady tafiditra anaty raharaha famontsiam-bola sy kolikoly.
Voatendry ho lehiben’ny faritra mpisolo toerana, any Vatovavyn ny minisitry ny Fanabeazam- pirenena teo aloha, Hanitriniaina Elys Karena.
Vita omaly ny fifamindram-pahefana teo amin'ny Ben'ny tanànan’Antananarivo teo aloha, Harilala Ramanantsoa, sy ny lefitra voalohan'ny Ben'ny tanàna, Rajhonson Zaratiana Finaritra, izay hitantana vonjimaika ny tanànan'Antananarivo.
Riposte contre le Mpox à Toamasina : 205 détenus, 8 personnes vivant avec le VIH (PVVIH) et 10 professionnels du sexe ont été vaccinés. Ces activités ont permis de renforcer la sensibilisation et l’engagement des communautés face à la maladie.
Notoloran’ny Fanjakana, tamin’ny alalan’ny BNGRC, fanafody 112 baoritra ny fitaleavam-paritry ny fahasalamam-bahoaka Atsinanana. Nahazo fanafody 65 baoritra ihany koa ny Formation Sanitaire des Forces Armées n°2 (Infirmerie de garnison).
Lalam-pirenena fahafito : Vita ny fanarenana ny lalana eo anelanelan’ny PK 300+000 sy PK 301+500, izay isan' ny teboka tena ratsy, nampanahirana ny mpampiasa lalana. Telo volana no naharetan' ny asa.
Isan’ireo nahandro ankafizin’ny rehetra, na ny ankizy na ny lehibe ny « quiche ». Azo karakaraina amin’ny fomba maro karazany izy io ka ny fanaovana ny « quiche au poulet » no zaraina eto indray. Tsy mandany fotoana be ary tsy dia mila akora lafo ny fanaovana azy nefa dia matsiro tokoa. Araho àry !
Maro ankehitriny ny mpivady manomana ny fitondrana vohoka. Tsy manomboka amin’ny andro anapahan-kevitra hanan-janaka io fiomanana io fa atao mialoha. Mila omanina ny vatana sy ny saina mba hahazoana vokatra tsara sy hananana vohoka milamina. Ireto àry misy torohevitra tsotra sy voajanahary manampy mba hanomana ny tena amin’izany dingana vaovao izany.
Ny tsy fahampian’ny « fer » dia iray amin’ireo olana ara-tsakafo fahita indrindra maneran-tany. Afaka mahazo ny olona rehetra izy io, saingy matetika hita amin’ny vehivavy, ny ankizy ary ireo olona tsy voalanjalanja tsara ny sakafony. Na dia ny fitiliana ra aza no fomba azo antoka indrindra hamantarana azy, dia misy ihany ireo famantarana hita amin’ny vatana afaka mampitandrina mialoha.
Maniry ny hiova hiasa na « carrière professionnelle » ve ianao ? Mety hoe efa te hanao zavatra hafa, te hivelona amin’ny asa tiana, te hanana « opportunité » vaovao… Fanapahan-kevitra lehibe ny fanovana asa… ary matetika mampanahy ihany koa. Ny vaovao tsara nefa dia misy dingana mazava sy azo tanterahina hanampy anao handroso am-piheverana. Ireto àry no tokony hanombohana azy raha te hiova « carrière ».
Miroborobo be tato anatin’ny taona vitsivitsy ny asa atao avy any an-trano na « télétravail » noho izy io manome fahalalahana sy fanamorana betsaka ho an’ny mpiasa maro. Na izany aza, tsy voatery handeha ho azy ny fiasana ao an-trano. Raha tsy voalamina tsara, dia mety hisy fiantraikany ratsy amin’ny vokatra azo, ny fifandanjan’ny fiainana, ary ny fahasalamana mihitsy aza. Ireto avy ireo hadisoana lehibe tokony hialàna mba hahombiazana amin’ny asa atao ao an-trano.
Matetika isika mahatsapa reraka na tsy manam-pahavitrihana ao anatin’ny tontolo andro. Indraindray dia miankina amin’ny sakafo hoanina no mahatonga izany. Ny fisafidianana sakafo ara-pahasalamana sy mifanaraka amin’ny filan’ny vatana dia afaka manome hery sy tanjaka bebe kokoa. Ireto àry misy torohevitra mety hanampy hahazoana hery avy amin’ny sakafo.
Ankehitriny, efa lasa toy ny ampahany amin’ny tenantsika ny finday. Ampiasaintsika izy io hifandraisana, hiasana, hialana voly, hahazoana vaovao… fa indraindray koa dia hanalana ny fahanginana sy ny fahabangan’ny fotoana. Fahazarana fotsiny ihany àry ve ny fikirakirana lava ny finday sa efa fiankinan-doha ? Araho eto ny andinindininy mikasik’izany.
L'Indonésie a mis en demeure les géants Google et Meta pour "non-respect" de l'interdiction des réseaux sociaux aux moins de 16 ans, entrée en vigueur samedi, a annoncé la ministre des Communications.
Contretemps en vue pour une promesse présidentielle ? L'interdiction des réseaux sociaux aux moins de 15 ans, chère à Emmanuel Macron, est débattue mardi au Sénat, où certaines divergences pourraient retarder quelque peu l'entrée en vigueur de la réforme, espérée pour septembre.
Tel est son destin: avec l'annonce de son retour sur scène en septembre à Paris, Céline Dion ouvre un nouveau chapitre d'une vie hors du commun, entre conte de fées, épreuves et amour indéfectible du public.
La scène comme cadeau d'anniversaire : pour fêter ses 58 ans, Céline Dion a annoncé lundi soir, dans une vidéo diffusée sur la tour Eiffel, une série de dix concerts en septembre et octobre à Paris, officialisant son retour après six ans loin du public.
La star québécoise à l'aura mondiale Céline Dion a officialisé lundi soir son retour sur scène avec dix concerts en septembre et octobre dans la plus grande salle d'Europe, près de Paris, après six ans loin du public.
Une peine de huit mois de prison avec sursis a été requise lundi contre l'animateur Laurent Boyer, jugé à Paris pour des violences conjugales et des atteintes à la vie privée commises sur son ex-compagne.
Matetika isika rehefa mifarana ny tontolo andro dia mahatsapa hoe reraka sy be atao… nefa tsy tena fantatra izay tena vita. Ny marina dia misy fahazarana tsotra sy tsikaritra nefa tena mandany fotoana betsaka. Ny tena olana àry moa dia lasa ampahany amin’ny fiainantsika andavanandro izy ireny. Mba hisorohana ny fandaniana fotoana fahatany àary dia andeha ho fantarina ireo fahazarana voalaza ireo sy ny vahaolana azo atao.
Environ 600 personnes se sont réunies devant la coupole du cimetière du Père-Lachaise lundi à Paris pour rendre un dernier hommage à la comédienne et réalisatrice Isabelle Mergault, qui sera inhumée au cimetière de Montmartre, juste à côté de son idole Sacha Guitry, a constaté un journaliste de l'AFP.
Portée par l'actualité internationale et les élections municipales, BFMTV est redevenue la première chaîne info en mars en part d'audience, avec 3,5%, devançant CNews qui est à égalité avec LCI à 3,2%, a annoncé lundi la chaîne du groupe RMC BFM.
Le groupe Prisma, numéro un de la presse magazine en France, a annoncé lundi aux représentants du personnel un plan de suppression de 261 postes, soit 40% de ses effectifs, a-t-on appris auprès de la CGT.
La pression monte lundi autour du retour sur scène de Céline Dion, dont les détails des prochains concerts, attendus par les fans de la diva québecoise depuis six ans, sont espérés en soirée après une semaine de suspense et de communication XXL.
Mbola maro ny olona tsy mahafantatra tsara ny « trouble bipolaire », indrindra moa eto Madagasikara. Olona an-tapitrisany maneran-tany nefa no voakasik’izy io. Marihana isan-taona ny 30 martsa ny andro maneran-tany ho an’ny « trouble bipolaire ». Natao izany mba hahatakarana ny mikasik’ity aretina ity, ny fisehony ary ny fitsaboana azy. Araho eto ny andinindininy tsara fantatra.
Qu'il s'agisse d'une dépêche d'actualité sur l'Iran ou d'un classique de la littérature, le détecteur en ligne livre le même verdict: contenu généré par l'intelligence artificielle (IA). Il suggère ensuite d'"humaniser" le texte moyennant finances, des experts y voyant le ferment d'une escroquerie.
Moovnaute