Flash Actu
Toamasina : Mpianatra miisa 2 500 no hisitraka ny fotodrafitrasa vaovao entina hanatsarana ny fahazoan’ny mponina sy ny mpianatra rano sy fotodrafitrasa fanadiovana. Ahitana forage mandeha amin’ny herin’ny masoandro sy sinibendrano 5m3.
Miasa hatrany ny Train Urbain ny 25 Septambra, ary namboarina hifanaraka amin’ny maha andro tsy fiasana azy ny fiaingana. Miainga : 08 ora 30, 1 ora atoandro, 4 ora hariva. Miverina amin’ny 10 ora latsaka 15 min, 2 ora atoandro ary amin’ny 5 ora 15 min.
Tsipy kanetibe : Ho tanterahina ny 2, 3, 4 oktobra 2026 izao ao amin'ny Boulodrome Ankatso ny fiadiana izay ho tompon-dakan'i Madagasikara olona telo miaraka, amin'ny sokajy lehilahy, vehivavy, zokiolona ary tanora.
Hanao lahateny eo anoloan’ny Fihaonamben'ny Firenena Mikambana ny Filohan’ny Fanavaozana, rahampitso 24 septambra, hampahafantatra ny laharam-pahamehana sy ny vina ijoroan’i Madagasikara manoloana ny toe-draharaha atrehin’izao tontolo izao.
Freedom Festival : Hankalazaina eny amin'ny Lapan'ny Tanana Analakely amin'ity faran'ny herinandro ity ny faha-250 taonan'i Etazonia sy ny 160 taonan'ny finamanan'i Etazonia sy Madagasikara.
Tsipikanetibe : Efa tafaverina eto an-tanindrazana ireo mpilalao niatrika ny Tournois Estivaux tany Lafrantsa.
Nisokatra, omaly, 22 septambra ny « herinandro avo lenta » an’ny Firenena Mikambana, andiany faha-81, ao New York. Filoham-pirenena, Filoham-panjakana na solontenam-panjakana manodidina ny 193 no mandray anjara, ary isan’izany ny Filohan’ny Fanavaozana.
Tolona 25 septambra : Hisy fanamarihana ofisialy amin'ny faritra 5 eto Madagasikara. Eny Antanimbarinandriana - Anosy no hanatanterahana ny lanonam-pahatsiarovana ho an'Antananarivo.
Tolom-bahoaka : Andro tsy fiasana nefa andraisan-karama ny zoma 25 septambra ho avy izao.
Fiaraha-miasan’ny MEDD sy ny Vondrona Le Petit Nid ary ny Kilasy Confucius : Hianatra maimaimpoana ny teny sy kolontsaina sinoa ireo mpianala (OPJ – Forestier) sy mpiasa eo anivon’ny Minisiteran’ny tontolo iainana
Hankalazaina eny amin’ny Lapan'ny Tanàna Analakely, ny 26 sy 27 septambra izao, ny faha-250 taonan'i Etazonia sy ny faha-160 taonan'ny finamanan'i Etazonia sy Madagasikara, hetsika nomena ny anarana hoe : Freedom Festival.
Hain-trano tany Amboasary Atsimo : nanolotra vary, sotro, koveta ary kojakoja ilaina amin'ny fiainana andavanandro, ho an’ireo traboina ny fitondram-panjakana, tamin’ny alalan’ny ministeran'ny Harena an-kibon'ny Tany, izay mpiahy ny Faritra Anôsy.
Nisehoana tranga fangalarana tariby mitondra herinaratra, mirefy 300 m indray, tao Marovoalavo, Fokontany Mangatany, Distrikan' Arivonimamo, ny alin’ny 21 Septambra 2026. Efa eo am-panoloana ny tariby very ireo teknisianin'ny JIRAMA.
Nanomboka, omaly 21 septambra, ny fampianarana teny Rosianina tao amin’ny Maison Russe eto Madagasikara. Vondrona mpianatra 6 no natsangana ka ny 5 amin’ireo no vao manomboka mianatra (débutant) ary ny 1 kosa ho an’ireo efa manana fahalalana fototra (A1).
Lalana Antananarivo – Toamasina : Efa mahatratra 53% ny tahan’ny fahavitan’ny asa fanatanterahana ny lalambe migodana, raha ny tatitry ny Minisiteran’ny asa vaventy.
Andro iraisam-pirenena ho an'ny farmasianina 2026 : I Mahajanga no handray ny fankalazana ofisialy, ny zoma 25 septambra ho avy izao.
Fifanintsanana CAN 2027 : efa tonga omaly, any Uyo, Nizeria, ny ankamaroan’ireo mpilalao mandrafitra ny ekipam-pirenena malagasy, Barea, sy ny "staff". Ho avy androany kosa ny mpilalao sasany.
Toetry ny andro : vinavinaina hisy ny orana tandrifin-drahona mety arahin-kotroka amin'ny faritra sasany amin’ny afovoan-tany sy ny ilany atsimo atsinanan’ny Nosy. Mety hateti-pitranga ihany koa ny havandra indrindra amin’ny toerana avo.
Fampandriana fahalemana : Niainga omaly teny amin'ny Toby CAPSAT ny andiana miaramila miisa 500 hamita iraka atao hoe "opération TSINGY 2026", any amin’ny faritra Melaky, Menabe ary Bongolava.
Ankizy miisa 21, zanak'ireo tsy manan-kialofana ao amin'ny Centre SEBA, no nampidirina mianatra ao amin'ny EPP IIIG Hangar. Ny Ministeran'ny Mponina no miantoka ny "frais de scolarités" ary ny CUA no nanampy tamin'ny "kits scolaires".
Semaine des Nations unies - Quatre entretiens pour le président de la Refondation
IA: à l'ONU, les patrons d'Anthropic et OpenAI appellent à la vigilance et la coopération
Plusieurs grands patrons de l'intelligence artificielle (IA) ont souligné mercredi à l'ONU la vigilance accrue que nécessite cette technologie, Dario Amodei d'Anthropic s'engageant même à ralentir unilatéralement son développement.
L'héritage de la star de la country Dolly Parton au coeur d'un bras de fer
Une requête déposée devant un tribunal du Tennessee accuse le neveu de la chanteuse Dolly Parton, décédée en août, d'avoir orchestré une campagne de menaces pour s'approprier de l'argent de sa succession, selon plusieurs médias américains.
Messages haineux ciblant Teddy Riner: enquête ouverte pour injures publiques racistes et cyberharcèlement
Le parquet de Paris a annoncé mercredi sur Instagram avoir ouvert une enquête pour injures publiques racistes et cyberharcèlement après avoir constaté de "nombreux messages haineux en ligne" visant le judoka Teddy Riner.
YouTube permet désormais de personnaliser son fil vidéo grâce à un chatbot
YouTube offre désormais la possibilité aux utilisateurs américains de personnaliser leur fil vidéo selon leurs centres d'intérêt, une nouvelle fonctionnalité articulée autour de l'intelligence artificielle (IA).
Avec l'affaire Orélien, l'édition française face à sa première crise liée à l'IA
Sous le choc des accusations portées contre le romancier Thélyson Orélien, le monde de l'édition est confronté à sa première crise liée à l'IA, qui va l'obliger à débattre de la place grandissante de cette technologie dans le processus de création littéraire.
Un juge entend les arguments des deux camps dans le nouveau bras de fer entre Trump et les médias
Un juge fédéral américain va entendre mercredi les arguments des deux camps dans le nouveau bras de fer entre Donald Trump et les médias, CNN, MS NOW et Politico ayant été décrétés persona non grata à la Maison Blanche.
Ireo sakafo manatsara ny hoditra, ny volo ary ny fahasalamana amin’ny ankapobeny
Mifandray akaiky ny fahasalaman’ny hoditra, ny volo ary ny vatana manontolo. Samy mila proteinina, vitamina, mineraly, « acides gras » ary « antioxydants » izy ireo mba hiasa tsara. Araka ny fikarohana siantifika, ny fihinanana sakafo isan-karazany sy tsy dia voahodina be dia manampy amin’ny fitazonana ny fahasalaman’ny hoditra sy ny volo, ary manampy amin’ny fisorohana areti-mitaiza maro.
La désinformation par l'IA prolifère à l'approche des élections américaines
Un clip de campagne montre un candidat au Sénat américain parlant de Dieu et de genre tout en gribouillant une Bible au crayon de couleur. Sauf qu'il n’a jamais tourné cette vidéo, générée par intelligence artificielle pour le compte d'un rival.
Protection des mineurs: enquête au Royaume-Uni sur les vérifications d'âge de Pornhub
Le régulateur britannique des médias, l'Ofcom, a annoncé mercredi l'ouverture d'une enquête contre Aylo, maison mère du site Pornhub, pour vérifier si ses vérifications d'âge destinées à empêcher les mineurs d'accéder à de la pornographie en ligne sont suffisamment performantes.
L'accès à la Maison Blanche, "un privilège, pas un droit", selon l'administration Trump
Le président des Etats-Unis est en droit d'interdire aux médias l'accès à certaines zones de la Maison Blanche, selon l'administration Trump qui défend l'exclusion de CNN, MS NOW et Politico dans un document remis à la justice.
Ireo fahazarana ananan’ny olona mahay mitantana ny volany
Tsy voatery ny olona be karama na be fidiram-bola ihany no mahay mitantana ny volany. Matetika aza dia ny fahazarana tsara atao isan’andro sy ny fifehezana ny fandaniana no mahatonga olona iray hanana fitoniana ara-bola. Na kely na betsaka ny vola miditra, dia misy fahazarana mahomby iraisan’ireo olona mahavita mitahiry sy misoroka ny olana ara-bola.
Inona no mahatonga ny tenin’ny tanana tsy mitovy maneran-tany ?
Ankalazaina isan-taona ny faha 23 Septambra ny andro iraisam-pirenena ho an’ny tenin’ny tanana. Natao izy io ho fampahafantarana ny vahoaka ny maha-zava-dehibe ny tenin'ny tanana sy fiarovana ny zon'ny fitenin'ny olona marenina. Maro ny olona mieritreritra fa iray ihany ny tenin'ny tanana ampiasain'ny olona marenina eran-tany. Tsy marina anefa izany. Tahaka ny fiteny am-bava dia nivoatra arakaraka ny fiarahamonina sy ny tantaran’ny firenena samihafa ny tenin’ny tanana. Amin'izao fotoana izao dia mihoatra ny 300 ny tenin’ny tanana ampiasaina manerana izao tontolo izao.
Le Royaume-Uni veut faire avancer la supervision de l'IA au G20, Trump résiste
Le Premier ministre britannique Andy Burnham prévoit d'initier l'élaboration de standards de sécurité de l'intelligence artificielle (IA) sous l'égide du G20, alors que Donald Trump a répété mardi son opposition à toute forme de supervision internationale.
Meta attendu sur ses lunettes et son IA, deux paris coûteux et contestés
Le géant des réseaux sociaux Meta doit dévoiler mercredi en Californie ses nouvelles lunettes connectées, dont la caméra suscite une levée de boucliers grandissante, et présenter la suite de ses ambitions pour son pari coûteux sur l'intelligence artificielle (IA).
Anthropic et OpenAI lancent de nouveaux modèles en plein débat sur le ralentissement de l'IA
Anthropic et OpenAI ont lancé mardi de nouveaux modèles d'intelligence artificielle, moins chers et proches des performances de leurs IA de pointe, dix jours après les appels de leurs dirigeants à ralentir une technologie qui progresse, selon eux, plus vite que les moyens de la contrôler.
Femmes filmées sans leur consentement avec des lunettes connectées: la justice s'empare du phénomène
Le phénomène est récent mais croissant: le parquet de Paris a ouvert plusieurs enquêtes après avoir été saisi de plaintes concernant des femmes filmées dans la rue avec des lunettes connectées, sans leur consentement.
Accusé d'avoir utilisé l'IA, l'écrivain phare de la rentrée Thélyson Orélien se défend
L'écrivain canado-haïtien Thélyson Orélien, l'une des révélations de la rentrée littéraire, a rejeté mardi les accusations d'avoir eu recours à l'IA pour écrire son roman "C'était ça ou mourir", portées par un compte X anonyme et devenues virales.
Trump veut renommer l'IA "super intelligence" et résiste aux appels à une supervision internationale
Donald Trump a douché mardi les nombreux appels à une large coopération mondiale sur l'intelligence artificielle (IA) et ses risques, le président américain étant plus intéressé par le fait de rebaptiser cette technologie "super intelligence".
Femmes filmées sans leur consentement avec des lunettes connectées: la justice ouvre plusieurs enquêtes à Paris
Le parquet de Paris a ouvert plusieurs enquêtes après avoir été saisi de plaintes concernant des femmes filmées dans la rue avec des lunettes connectées, sans leur consentement, a-t-il indiqué mardi, sollicité par l'AFP.
Onlyfans, MYM taxés de proxénétisme : chez des créatrices de contenus pornos, la peur de "travailler dans la rue"
"Avec ce texte, on risque de se retrouver à travailler dans la rue, parce qu'on n'aura pas le choix" : pour Carmina, utilisatrice de plateformes de prostitution en ligne, l'article adopté mardi à l'Assemblée nationale pourrait produire l'effet inverse de celui recherché.
Les Partenaires
Moovnaute