• Cours de change
  • 4 399,93 AR
  • |
  • $3 987,83 AR

Flash Actu

Vendredi, 28 Août 2026

Analamanga : Zokiolona, olona manana fahasembanana, olona mananontena, reny bevohoka sy vao tera-bao ary ankizy miisa maherin’ny 400 no nisitraka fanampiana tao Manjakandriana, ho fanampiana azy ireo amin’ny fiainana andavanandro.

15:03

Nosy Be - angovo azo havaozina : Efa tonga omaly hariva ireo fiara mitondra vata mpanova herinaratra izay manana tanjaka 3300 kVA sy 2000 kVA, izay hanohizana ny fananganana ny tobim-pamokarana avy amin’ny masoandro manana tanjaka 3 MWc, ao Madiro.

14:01

Fitaterana : Efa niasa nanomboka ny 11 jona teo avokoa ireo toeram-pandanjana amin’ireo lalam-pirenena, RN2, RN6, RN9, RN13, ho fiarovana ny fotodrafitrasa sy ho fanatsarana ny fitaterana an-dalambe.

12:03

Vita tanteraka ny asa fametrahana tariby mirefy 75 km, izay hitaterana ny herinaratra vokarina ao amin’ny tobim-pamokarana herinaratra ao Volobe 1, manketo Toamasina. Tanjona ny hahazoana 6MW fanampiny, hanamafisana ny famatsiana herinaratra ao Toamasina.

11:14

Nanokatra ny hetsika « Tsôla Be » tany Sainte-Marie, omaly, ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara. Androany moa no hanomboka io Festival io, amin’ny alalan’ny diabe.

10:12

Herinaratra : Efa niverina mihodina nanomboka omaly tamin'ny 10 ora alina ilay milina mpihary herinaratra TAC 1 JIRAMA ao Ambohimanambola, izay simba nanomboka ny alatsinainy teo. Hihena, noho izany, ny fahatapahan-jiro eto amin'ny RIA.

09:04

Toetr'andro : Hatanjaka ny tsioka avy any atsimo atsinanana ato anatin'ny telo andro. Ho mafy, noho izany, ny rivotra ho an'ny afovoan-tany sy ny ilany atsinanan'i Madagasikara iray manontolo. Hisy fidinany misongadina ny maripana.

08:00

Kraomita Malagasy : Eo andalam-panarenana ny lalana mirefy 1km sy sasany mihazo ny toerana fitobian’ny vokatra kraomita voaangona, mba hanamorana ny fivezivezen’ny fiara lehibe hitaterana ireo vokatra ireo.

17:04

Tetik'asa 2gether4SRHR : Mpiasan'ny fahasalamana miisa 28 avy amin'ireo CSB sy hopitaly eo anivon'ny Fitaleavam-paritry ny Fahasalamam-bahoaka Vatovavy no nahazo fiofanana momba ny Fandrindram-piterahana aorian'ny fiterahana sy aorian'ny fahafahan-jaza.

16:05

Tombanana hahery ny ranomasina any amin’ny morontsiraka afovoany andrefana, atsimo andrefana, atsimo ary atsinanan’ny Nosy, noho ny alondrano avy atsimo. Nahazo fampitandremana miloko mena ny eo anelanelan’i Morondava sy Nosy Varika.

15:01

Hamafin’ny rivotra : nahazo fampitandremana miloko mena ny any amin’ny morontsirak’Atsimo Andrefana. Mihatra manomboka androany 27 aogositra izany, hatramin’ny sabotsy 29 aogositra.

13:59

Ady amin’ny tsy fandriampahalemana : Nisy hetsika fisafoana niarahana tamin' ny Polisimpirenena, ny Tafika Malagasy, ny Zandarimariam-pirenenena ary ireo Andrimasom-pokonolona, notanterahina omaly alina teto an-drenivohitra.

12:01

18 ora amin’ny 24 ora no misitraka herinaratra ny mpanjifa any Ampanihy. Ny JIRAMA no misahana 100% ny famatsiana. Efa tonga ao Toliara ny milina iray vaovao manana tanjaka 250 KW, izay hanamafy ny famokarana herinaratra any an-toerana.

11:03

Kaominina Ambohimanjaka, Faritra Amoron’i Mania : vita ny tambajotra fitarihan-drano fanondrahana ao Ankatsaoka, izay afaka manondraka velaran-tany mirefy 230 ha, ahitana tohodrano miisa 4 sy lakandrano mirefy 12 km.

10:08

ASIEF 2026 : mpiasam-panjakana avy amin’ireo Faritra rehetra eto Madagasikara, manodidina ny 1 300 isa, no mandray anjara amin’ity hetsika aa-panatanjahantena ity any Manakara. Taranja miisa 11 no hifanandrinan’izy ireo.

09:04

Manakara : Notokanan’ny filohan’ny Fanavaozana ny lalana mirefy 5 km, izay novatsian’ny Banky Iraisam-pirenena vola ny fanamboarana azy. Notokanana ihany koa ny trano vaovaon’ny prefektiora.

08:03

Hotanterahina ny 27, 28 ary 29 aogositra, ao amin’ny Lycée J.J Rabearivelo analakely, ny hetsika Salon de l’Etudiant andiany faha-4, karakarain’ny ministeran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-Tsiansa.

17:06

Miato ny fifamoivoizana an-dranomasina any amin'ny faritra Analanjirofo sy Ambatosoa, ny zoma 28 aogositra manomboka amin’ny 12 ora, mandra-pahatsaran’ny andro. Izany dia noho ny haratsin’ny toetr’andro an-dranomasina, araka ny vinan’ny Météo.

16:03

La Croix-Rouge Malagasy, avec l’appui de l’UNICEF Madagascar, distribue des kits WASH à 200 ménages vulnérables à Soalala et Mitsinjo. L’opération mobilise 40 volontaires et comprend sensibilisation à l’hygiène et purification de l’eau.

15:04

Tsy ampy ny vokatra tsinjaraina eto amin'ny tambazotra Iraisan'Antananarivo, noho ny mbola tsy fahatomombanan’ny milin'ny TAC 1 ao Ambohimanambola sy ny fiiban'ny haavon'ny rano any Andekaleka, ka nitarika ny fampiatoana ny milina miisa roa.

13:59
Voir Plus

Émoi à Radio France autour de l'arrivée d'un responsable de Valeurs actuelles comme éditorialiste

28/08/2026 15:03

Deux syndicats du groupe public Radio France ont protesté contre l'arrivée prochaine du nouveau directeur adjoint de la rédaction du magazine Valeurs actuelles, Charles Sapin, comme éditorialiste politique le dimanche sur France Inter.

"Un symbole": le roi Harald V de Norvège meurt à 89 ans

28/08/2026 14:03

Le roi Harald V de Norvège, figure rassembleuse et jusqu'alors doyen des souverains en Europe, est mort vendredi à l'âge de 89 ans, a annoncé le Palais royal norvégien.

"La fin d'une ère": à la Gamescom, les joueurs inconsolables de la disparition du CD

28/08/2026 13:46

Dans les allées de la Gamescom, plus grand salon européen du jeu vidéo, de nombreux fans regrettent la décision de Sony d'abandonner les jeux sur disque en 2028. Certains appellent même au boycott.

Céline Dion est arrivée en France, deux semaines avant ses concerts

28/08/2026 13:13

La star québécoise Céline Dion est arrivée vendredi matin à l'aéroport du Bourget, près de Paris, à environ deux semaines du coup d'envoi d'une série de concerts suscitant un engouement mondial, a indiqué une source aéroportuaire à l'AFP.

Le roi Harald V de Norvège meurt à l'âge de 89 ans

28/08/2026 10:09

Le roi Harald V de Norvège, jusqu'alors doyen des souverains en Europe, est décédé vendredi à 89 ans, a annoncé le Palais royal norvégien.

Inona no mahatonga ny aretina sasany tara kokoa vao voamarina amin’ny vehivavy ?

28/08/2026 10:39

Nandritra ny fotoana ela, ny fitsaboana dia nifantoka bebe kokoa tamin’ny vatana sy ny fahasalaman’ny lehilahy noho ny an’ny vehivavy. Hatramin’izao moa dia mbola misy fiantraikany izany tantara izany, ary isan’ny mahatonga ny aretina sasany ho tara vao fantatra amin’ny vehivavy. Marihana nefa fa tsy antony iray ihany no mahatonga izany fahataran’ny fanamarinana aretina amin’ny vehivavy izany fa fitambaran-javatra maro ara-biolojika, ara-pitsaboana, ara-tsosialy ary koa ara-kolontsaina.

Après l'accord aux Etats-Unis, Bruxelles réclame de Meta qu'il protège aussi "nos enfants"

27/08/2026 16:11

L'Union européenne entend aussi que ses enfants soient protégés, après l'accord conclu par Meta aux Etats-Unis, visant à réduire l'impact d'Instagram ou de Facebook sur les adolescents.

La Norvège retient son souffle après l'aggravation de l'état de santé du roi Harald

27/08/2026 12:56

L'état de santé du roi Harald de Norvège, âgé de 89 ans et hospitalisé pour des complications liées à une maladie du sang, s'est détérioré et est désormais "extrêmement grave", a annoncé jeudi le Palais royal norvégien.

Incident OpenAI: environ 700 agents IA se sont coordonnés lors de la cyberattaque, selon un rapport

27/08/2026 12:31

Près de 700 agents d'intelligence artificielle (IA) d'OpenAI se sont coordonnés sans intervention humaine pour attaquer la plateforme Hugging Face lors de l'incident survenu en juillet, selon un rapport publié mercredi par des enquêteurs indépendants.

Incident OpenAI: environ 700 agents IA se sont coordonnés lors de la cyberattaque (rapport)

27/08/2026 05:05

Près de 700 agents d'intelligence artificielle (IA) d'OpenAI se sont coordonnés sans intervention humaine pour attaquer la plateforme Hugging Face lors de l'incident survenu en juillet, selon un rapport publié mercredi par des enquêteurs indépendants.

Radio: Cauet arrive sur Europe 1, en plus d'Europe 2

26/08/2026 18:38

L'animateur Cauet va prendre les rênes, dès jeudi, d'une émission quotidienne sur Europe 1, "Y'en aura pour tout le monde", inspirée d'un programme du même nom présenté par Coluche en 1985, en plus de ses engagements sur Europe 2, a indiqué mercredi la station à l'AFP.

L'Amérique pleure Dolly Parton, légende fédératrice de la country décédée à 80 ans

26/08/2026 18:35

Drapeaux en berne dans tout le pays, fans recueillis dans son Tennessee natal: les Etats-Unis pleurent mercredi Dolly Parton, légende de la musique country dont le décès suscite une intense émotion et un rare moment de rassemblement.

Meta paie des milliards pour clore un procès historique et bride ses applications

26/08/2026 18:24

Accusé d'avoir rendu Instagram et Facebook addictifs pour les mineurs, Meta s'est entendu mercredi avec une quarantaine d'Etats américains pour mettre fin à leurs poursuites judiciaires, acceptant de payer jusqu'à 16,7 milliards de dollars et de brider ses applications pour les adolescents.

Bill Gates devient alarmiste sur l'IA, propose une taxe et de réserver des emplois aux humains

26/08/2026 17:51

L'ancien patron de Microsoft Bill Gates a appelé mercredi à un accompagnement du changement induit par l'intelligence artificielle (IA), proposant une taxe sur l'IA, la création d'une instance internationale et la désignation d'emplois réservés aux humains.

Gamescom: face à une offre de jeux toujours plus vaste, comment mesurer le succès d'un titre ?

26/08/2026 16:47

Liste de souhaits, préventes, nombre de joueurs: dans une industrie du jeu vidéo réputée très secrète sur les chiffres, il est parfois difficile de discerner les titres qui ont réellement trouvé leur public et leur rentabilité.

« Crampes nocturnes » mahazo ny bevohoka : inona no antony ?

26/08/2026 16:09

Maro amin’ireo vehivavy bevohoka no mifoha tampoka amin’ny alina noho ny fanaintainana mafy eo amin’ny ranjo na ny tongotra. Toe-javatra fahita amin’ny bevohoka, indrindra manomboka amin’ny telo volana faharoa sy fahatelo, ny « crampes nocturnes » na « crampes » amin’ny alina. Na dia tsy mampidi-doza aza izy ireo amin’ny ankapobeny, dia mety hanelingelina ny torimaso sy tsy hampahazo aina.

"GTA VI": le studio Rockstar Games regrette les fuites sur son jeu vidéo

26/08/2026 16:06

Le studio américain Rockstar Games a regretté mercredi la divulgation d'éléments concernant son prochain blockbuster "Grand Theft Auto VI", jeu vidéo le plus attendu de l'année, à travers des vidéos ayant fuité récemment sur internet.

Fahasalamana : Ireo aretina mety mahatonga ny hodi-maso hivonto rehefa mifoha

26/08/2026 11:14

Maro ny olona mahatsikaritra fa mivonto kely ny hodi-maso rehefa mifoha maraina. Matetika dia mety mahatonga ny tarehy ho toa mivonto ny fiandronan’ny « liquide » manodidina ny maso mandritra ny torimaso. Raha toa nefa ka lehibe loatra ilay fivontosana, miverimberina matetika na miaraka amin’ny soritr’aretina hafa dia mety misy olana ara-pahasalamana ao ambadik’izany. Ireto manaraka ireto ny aretina mety mahatonga ny hodi-maso hivonto rehefa mifoha maraina.

Manomboka zavatra maro nefa tsy mahavita na iray aza : inona no antony ?

25/08/2026 16:36

Efa nitranga taminao ve ny hoe manomboka mamaly mailaka ianao, avy eo manokatra antontan-taratasy iray hiasana, dia mahatsiaro tampoka fa mbola misy hafatra tokony halefa ? Rehefa afaka minitra vitsy dia tsikaritra fa maro ny zavatra natomboka nefa tsy misy vita hatramin’ny farany. Tranga fahita izany, indrindra rehefa maro ny andraikitra sahanina na ao an-trano na any am-piasana. Fa inona marina no mahatonga ny olona sasany zatra manomboka zavatra maro nefa tsy mahavita azy ireny avy eo?

Protection des données: lourde amende pour TikTok au Brésil

25/08/2026 16:02

L'Agence nationale de protection des données (ANPD) du Brésil a infligé mardi une amende de plus de 25 millions d'euros à TikTok pour "des irrégularités dans le traitement de données d'enfants et d'adolescents".

Les Partenaires