• Cours de change
  • 5122.9 AR
  • |
  • $4432.9 AR

Flash Actu

Vendredi, 08 Août 2025

Lozam-pifamoivozana tany Tsinjoarivo Imanga - RN1 : Namoy ny ainy ny Kaomisera Bienvenue Prosper sy ny Inspecteur Rakotondramanana Mickaël, samy miasa ao amin'ny Commissariat ao Tsiroanomandidy

08:06

La plateforme d’accès aux microdonnées du troisième Recensement Général de la Population et de l’Habitation (RGP3H) a été lancée aujourd’hui. Les données sont disponibles sur https://microdata.instat.mg

18:01

Tsingerin-taona teny Ambohimalaza : Niampy iray indray ny maty, ka tafakatra 33. Namoy ny ainy androany tetsy amin'ny hopitaly HJRA ny tovovavy antsoina hoe Jessica.

17:00

Un tremblement de terre s’est produit à 16h39, avec un épicentre localisé dans le district d’Ambohidratrimo, région d’Analamanga, selon l’IOGA.

16:51

Hotanterahina eny amin'ny Centre d'Exposition Internationale eny amin'ny Lac Iarivo, ny hetsika « BAZAR DE LA SADC », ny 14/15/16/17/18 Aogositra 2025. Ho hoita ao ireo mampiavaka an'i Madagasikara eo amin'ny sehatra toy ny kolontsaina, ny sakafo, sns…

16:05

Mpianatra zandary miisa 500 no ho raisina ho an’ny taona 2025, raha ny tapaka tamin’ny filan-kevitry ny Minisitra.

15:00

Haverina ny "Autorité Centrale de l'adoption malagasy" hanolo ny "Direction de l'adoption Malagasy" ankehitriny. Ny tanjona dia ny mba hametrahana rafitra sy fomba fiasa manaraka lamina mazava ho fiarovana ny zon'ireo ankizy.

14:00

Mpianatra kilasy T1 hatramin'ny T5 maherin'ny 1 tapitrisa, amin'ny faritra rehetra manerana ny Nosy no hisitraka fitaovam-pianarana (kahie) natao ho an'ireo sekolim-panjakana.

12:05

Oniversiten'Antananarivo : Manomboka androany 7 jolay ny "Salon de la Recherche au service de l'Économie et de l'Emploi", eny amin'ny Esplanade Ankatso

11:01

CJSOI Seychelles : Laharana voalohany amin’ny fananana medaly betsaka indrindra i Madagasikara. Mitotaly 39 izany, omaly hariva ; medaly volamena miisa 13, volafotsy 16 ary alimo 10.

10:02

CISCO Toliara I sy Toliara II : Nanomboka ny 04 aogositra ny fampiofanana Fanabeazana ho amin'ny fiaraha-miaina mirindra an-tsekoly na « Éducation à la Vie en Harmonie » (EVH) an’ireo mpanabe sy mpisehatra eo anivon’ny fanabeazana miisa 222.

09:00

Lozam-pifamoivozana Bord Mahajanga : Nidoboka am-ponja vonjimaika ao amin'ny Toby Fanarenana ao Marofoto ilay tovolahy nandona renim-pianakaviana 72 taona.

07:53

Voatendry ho Masoivohon'i Nosy Maorisy eto Madagasikara i Atoa Bruno Cunniah.

18:00

L’expert Salama Maged, à Madagascar, pour partager ses expériences et conaissances jusqu’au 13 août, les haltérophiles, entraîneurs et techniciens malgaches. Un envoyé par l'International Weightlifting Federation et la Solidarité Olympique

17:00

Nahazo fiofanana avy amin’ny ministeran'ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola ireo mpiasan'ny Ofisin'ny Rovan'i Madagasikara, ho fanamafisana ny fahalalan’izy ireo momba ny fitsipika sy fomba fiasa amin’ny fitantanam-bola ara-dalàna sy mahomby.

16:00

Oniversiten’i Toamasina : Hahazo trano fonenan'ny mpianatra vaovao R+1. Trano lehibe manana endrika “U”, ahitana efitra miisa 80, izay mifanaraka amin'ny filan'ny mpianatra ary misy zaridaina manoloana.

15:08

La Commission électorale nationale indépendante (CENI) de Madagascar est actuellement en visite d’échanges et d’apprentissage au Bénin. La délégation rencontrera plusieurs institutions comme la Cour Constitutionnelle, et beaucoup d’autres.

14:00

Ministeran’ny rano sy ny Fanadiovana ary ny Fidiovana : Nahavitana fotodrafitrasa momba ny rano (forages) miisa 9 tany amin’ny kaominina miisa 3 ao amin’ny Distrikan’i Betroka : kaominina ambanivohitra Ianabinda, Bekorobo ary Isoanala.

12:01

Fihaonana an-tampon’ny SADC : Hisy fandaharana manokana hiresahana ny vaovao mikasika izany, isan’andro ao amin’ny fahitalavi-pirenena (TVM), amin’ny 7ora sy 25 minitra, hariva.

11:05

Agents de Proximité en Production et Santé Animales (APPSA) miisa 60 avy amin’ny distrikan’Ambovombe sy Amboasary Atsimo no nahavita fiofanana mikasika ny fahasalamana sy famokarana biby fiompy.

10:00
Voir Plus

Ireo hevi-diso mikasika ny sakafon’ny zaza

07/08/2025 15:34

Lohahevitra iray mahaliana sy mampametra-panontaniana eo amin’ny ray aman-dreny ny mikasika ny sakafon’ny zaza. Saropady izy io nefa dia maro ireo fihevitra diso voizina eny amin’ny fiarahamonina eny ka mety hisy vokadratsy maro eo amin’ny fahasalaman’izy ireny. Andeha ary ho resahana eto ny santionany amin’ireo hevi-diso mikasaika ny sakafon’ny zaza sy ny ankizy izay tokony hatsahatra hatreto.

Voakaitry ny alika : inona no atao ?

07/08/2025 13:46

Toe-javatra sady mampatahotra no mety mitera-doza ny voakaikitry ny alika. Raha tratr’izany dia mila fandraisana an-tanana malaky sy ara-dalàna mba hampihenana ny « risques » mety hahazoana aretina sy ny fahasarotana hafa. Araho eto ary ny tokony atao raha voakaikitry ny alika.

Puces taxées à 100%: l'Asie sous pression pour investir aux Etats-Unis

07/08/2025 10:02

L'Asie digérait jeudi l'annonce de Donald Trump de taxer à 100% les semi-conducteurs et d'accroître la pression sur les entreprises pour produire aux Etats-Unis: de quoi épargner potentiellement Apple, qui dévoile des investissements massifs, mais aussi le géant taïwanais des puces TSMC.

Décès à 88 ans du légendaire salsero Eddie Palmieri

07/08/2025 07:12

Le légendaire salsero d'origine porto-ricaine Eddie Palmieri, qui avait révolutionné la musique latino en la mélangeant avec d'autres rythmes et avec des messages sociaux engagés, est décédé mercredi aux Etats-Unis à l'âge de 88 ans, ont annoncé ses proches.

Six millions de comptes clients Bouygues Telecom touchés par une cyberattaque

06/08/2025 22:34

Le groupe Bouygues Telecom a été victime d'une cyberattaque entraînant la fuite de données de "6,4 millions de comptes clients", parmi lesquels des IBAN, a annoncé mercredi l'entreprise dans un communiqué.

"C'est une photo de Gaza ?" : l'IA trompeuse pour vérifier des images

06/08/2025 21:29

"Grok, c'est vrai?" : les internautes recourent de plus en plus aux chatbots conversationnels pour vérifier des informations, au risque d'être trompés par les erreurs des IA, comme l'illustrent les vifs échanges déclenchés sur X par le partage de la photo d'une fillette dénutrie à Gaza.

ONG du prince Harry : le conflit se poursuit après les conclusions du régulateur des associations

06/08/2025 20:53

Le conflit qui secoue l'ONG fondée par le prince Harry en Afrique s'est poursuivi mercredi après que le régulateur britannique des associations a renvoyé dos-à-dos "toutes les parties" et rejeté les accusations de harcèlement portées contre le fils cadet du roi Charles III.

Le prince Harry dédouané d'accusations de harcèlement dans son ONG, mais remonté contre sa présidente

06/08/2025 18:33

Le prince Harry a été dédouané mercredi des accusations de harcèlement portées contre lui par la présidente d'une ONG qu'il a fondée en Afrique, le régulateur britannique des associations critiquant toutefois le rôle de "toutes les parties" dans ce conflit interne.

Mpianatra ampy taona : ireo asa madinika azo atao mandritra ny fialantsasatra

06/08/2025 16:17

Efa akaiky dia hivaly ny fanadinana « baccalauréat ». Maro ireo maniry ny hitady vola kely mandritra ny fotoanan’ny fialantsasatra noho ny antony samihafa toy ny hanampiana ny ray aman-dreny hanomanana ny fidirana, hividianana zavatra, hangonina… Ho an’ireo mpianatra ampy taona ary dia ireto misy karazana asa madinika azo atao mandritra ny fialantsasatra.

Tantara : 'Ndao fantarina ireo Sarintanin'i Madagasikara tany aloha sy ny fivoarany

06/08/2025 15:44

Efa ilay sarintanin'i Madagasikara mirafidrafitra sy misy faritany enina na faritra 24 mizara mazava no mahazatra ny maro. Maromaro nefa ireo Sarintanin'i Madagasikara efa nisy, arakaraka ny mpikaroka nanao azy sy ny vanim-potoana.

« Alcoolisation fœtale » : ireo tsara fantatra mikasik’izany

06/08/2025 14:35

Ny « alcoolisation fœtale » no fiantsoana ny toe-javatra mitranga rehefa misotro toaka mandritra ny fitondrana vohoka ny reny. Ny toaka tokoa mantsy dia mety tafiditra ao anatin’ny ahitra ary hampisy fiantraikany ratsy eo amin’ny fahasalamana sy ny fitomboan’ny zaza ao an-kibo. ‘Ndeha ary ho resahana eto ireo tsara fantatra mikasika ny « alcoolisation fœtale ».

Gripa : inona avy ireo fahasarotana ara-pahasalamana mety mitranga ?

06/08/2025 11:18

Matetika ny gripa dia hevirana ho aretina « bégnigne » na hoe tsy misy atahorana be loatra. Raha tsy voatsabo ara-dalàna nefa izy io dia mety hiteraka fahasarotana ara-pahasalamana lalina, indrindra eo amin’ireo olona marefo. Andeha ary ho fantarina eto ireo fahasarotana ara-pahasalamana mety haterika ny gripa.

Royaume-Uni: brève comparution en justice de l'ex-joueur d'Arsenal Thomas Partey, accusé de viols

05/08/2025 15:22

L'ancien milieu de terrain du club londonien Arsenal, Thomas Partey, poursuivi pour des viols et une agression sexuelle, a brièvement comparu mardi devant un tribunal britannique, qui l'a laissé en liberté sous caution.

Altice France: l'accord sur la dette validé, les syndicats font appel

05/08/2025 08:12

Soulagement chez Altice France: le tribunal des activités économiques de Paris a validé lundi le plan de sauvegarde accélérée de la maison mère de SFR, ce qui pourrait ouvrir la voie à une vente de l'opérateur, mais deux syndicats ont aussitôt annoncé faire appel.

Taxe de séjour: après Airbnb, Oléron fait condamner Le Bon Coin

05/08/2025 08:12

La plateforme internet Le Bon Coin a été condamnée à payer un total de 410.000 euros à la communauté de communes de l'île d'Oléron (CDCO), en Charente-Maritime, pour des manquements relatifs à la taxe de séjour, a appris l'AFP lundi auprès de l'avocat de la collectivité.

Tarehy mangirana : inona ny vahaolana ?

04/08/2025 14:46

Toe-javatra iray isan’ny mahasorena sy tsy mampahazo aina ny tarehy mangirana. Misy toy ny menaka tsy mety afaka eo amin’ny hodi-tava ka mahatonga azy miendrika toy ny mangirana lava. Inona ary ny vahaolana natoraly hikarakarana ny tarehy mangirana lava ?

Fahasalamana : Ireo karazana « carences » mety mitranga rehefa ririnina

04/08/2025 10:37

Ilaina ny fihinanana sakafo voalanjalanja mba hiadiana amin’ny « carences » na tsy fahampiana otrikaina, indrindra rehefa vaninandro mangatsiaka toy izao. Resahana eto ary ireo karazana « carenes » mety mitranga rehefa ririnina, ny mety ho antony izany sy ny mety fisehony.

Voatavo : akora natoraly azo hikolokoloana ny hodi-tava

03/08/2025 21:11

Ankoatra ny maha sakafo be otrikaina azy dia akora natoraly azo ampiasaina amin’ny andavanandro hikarakarana ny tarehy ihany koa ny voatavo. Manankarena vitamina, « antioxydants » sy singa maro ilain’ny hoditra izy ireny. Andeha àry ho fantarina eto ireo vokatsoa azo avy amin’ny fanaovana « masque » voatavo hikoloana ny hodi-tava.

Fahasalamana : Manary kalsioma tokoa ve ny fihinanana mangahazo ?

03/08/2025 19:46

Rentsika matetika eny amin’ny fiarahamonina eny ny hoe manary kalsioma na hoe « mamidekal » hoy isika. Fihevitra diso ihany nefa izany satria tsy mampihena velively ny kalsioma ao anatin’ny vatantsika ny fihinanana ity hanin-kotrana ity. Mila fahaizana kosa nefa ny fomba fikarakarana azy mba hisorohana ireo mety ho vokadratsiny.

Zaza na lehibe mifanintona : inona no atao manoloana izany ?

03/08/2025 18:44

Trangan-javatra mety manaitra sy mampitaintaina ny mahita olona mifanintona. Samy mety ho tratran’izany avokoa na ny zazan na ankizy na ny lehibe. Ilaina ny mahafantatra ny fihetsika mila atao manoloana izany mba hiarovana ilay marary. Araho eto ary ireo tokony atao manoloana ny olona iray mifanintona.

Les Partenaires