Flash Actu
Fampirantiana : Misokatra hatramin’ny 25 aprily, ny Ranty Viavy Mahefa, eny amin'ny Tranombokim-pirenena Anosy. Sehatra iray hanomezana lanja ny fahaiza-manaon’ny vehivavy sy fanentanana ny rehetra momba ny toeran’ny vehivavy.
Ankazoabo Atsimo : Mponina miisa iray alina no hisitraka ny rafitra famatsian-drano maro fampiasa na ny Système Multi-Usage (MUS) miisa 13 ao amin’ity Distrika ity.
Toliara : Mpianatra miisa 292 nahavita fianarana tao amin'ny "École Normale Supérieure" (ENS), manana ny mari-pahaizana CAPEN, no notolorana tamin'ny fomba ofisialy ny taratasy fanendrena azy ireo ho mpiasam-panjakana.
Fanamafisana ny fampiatiana : Nametrahana efitrano manokana handraisana ireo zaza autiste eo anivon’ny EPP Faravohitra. Mbola ao anatin’ny andrana na « pilote » izany, nataon’ny fikambanana Cœur uni pour l’inclusion.
Haintrano teny Manakambahiny : Tokantrano miisa 15 no niharam-boina, vokatry ny hain-trano ny 17 aprily teo. Notoloran’ny Minisiteran’ny Mponina sy ny Firaisan-kina kojakoja sy vary izy ireo. Hitohy amin’io herinandro ho avy io ny fanampiana manaraka.
Miara-miasa amin’ny dokotera rosianina ny fitondram-panjakana malagasy amin’ny fitsaboana ireo tanora mbola tsy salama, vokatry ny fanapoizinana nitranga teny Ambohimalaza. Misy anankiray halefa hotsaboina maika any Rosia.
Tatitry ny trangana mpox eto Madagasikara - 17 aprily 2026 : Miisa 35 ireo tranga vaovao voamarina, ka any Toliara I no ahitana ny 24, Antananarivo Renivohitra ny 7, Mahajanga ny 2 ary iray avy ho an'Antananarivo Atsimondrano sy Ambohidratrimo.
Tsy naharitra ela ny fihetsiketsehana nataon’ireo tanora Gen Z androany. Hitady ny fomba hahafahana manohy ny tolona ireo mpitarika ny hetsika ary nanamafy fa tsy mikasa ny hanongam-panjakana fa mitaky fanovan-drafitra.
Kaoperativa 25 isa, fiara 65 isa ary mpandeha mihoatra ny 2.000 isa isan’andro no miainga ao Toliara mihazo ny lalam-pirenena faha-7. Hanorenana tobim-piantsonana vaovao any Andranomena Toliara, ho fanatsarana ny tontolon'ny fitaterana sy ny fivezivezena.
Famaritana ny karama farany ambany : nisy ny tolo-kevitra iraisana avy any amin'ny sendikan'ny mpiasa, natolotra ny mpampiasa mba hodinihin’izy ireo, taorian’ny dinika nifanaovana teny amin’ny ministeran’ny Asa eny 67 Ha, omaly.
Tetikasa DECIM : Tokantrano miisa 2.029 ao anatin'ny Fokontany miisa 7 any amin'ny Distrikan'i Tomasina II no notoloran'ny fitondram-panjakana sy ny Banky Iraisam-pirenena, fitaovana manome herinaratra avy amin'ny herin'ny masoandro, omaly.
Nisy mpanao gazety roa naratra, niharan'ny herisetra, omaly, raha tonga naka vaovao momba ny fitokonan'ireo mpivarotra teny Behoririka. Miantso ny hampiharana ny lalàna manoloana izany ny CTOJM.
Toetry ny andro : Mbola maro ireo Faritra hahazo orana tandrifin-drahona androany, noho ny habaka mbola tsy marin-toerana. Hahazo vahana miandalana kosa ny Varatraza amin’ny fiandohan’ny herinandro ka hiverina hihamaina eto Madagasikara.
Any Toliara ny filohan'ny Fanavaozana, otronin'ireo manam-pahefana isan-tsokajiny, hanatanteraka ny fanolorana amin'ny fomba ôfisialy ny maha harem-bakoka tsy azo tsapain-tanana ho an'ny zanak'olombelona ny Tsapiky.
Lire la suite
L’École supérieure polytechnique d’Antananarivo (ESPA) a bénéficié de la mise à disposition de deux bus électriques offerts par le président de la Refondation de la République de Madagascar (PRRM). Le but est de faciliter les déplacements des étudiants.
Train Urbain : Noho ny asa fanamboarana maika amin’ny lalamby, dia hiato ny zotra an-dalamby ny alatsinainy 20 sy ny talata 21 aprily izao. Hiverina amin’ny laoniny ny fivezivezena ny alarobia 22 aprily, amin’ny ora mahazatra.
VBG : Tafakatra 57% ny tahan’ny herisetra amin’ny maha-lahy sy maha-vavy ao amin'ny distrikan'Anjozorobe araka ny tatitra avy amin’ny Minisiteran’ny Mponina, nandritra izay telo volana voalohany amin’ity taona ity izay.
Madagascar participe à une conférence internationale de haut niveau à Dakar, illustrant la volonté de la Refondation de renforcer la coopération avec les États et de s’impliquer dans les mécanismes juridiques internationaux.
Oniversiten’Antananarivo : Haharitra efa-bolana ny asa fanitarana ny « Centre Medico Social / Mère-Enfant », izay ho an’ireo reny mitaiza kely miasa sy mianatra eny. Notanterahina omaly ny fametrahana ny vato fototra, ho amin’izany asa izany.
Trail Ibity 2026 : sport et solidarité au rendez-vous à Antsirabe, le 19 avril
Grasset "continuera": Bolloré balaie le "vacarme" d'une "petite caste"
Grasset "continuera" malgré la vague annoncée de départs d'auteurs, une "petite caste", affirme dimanche le milliardaire conservateur Vincent Bolloré dans une rare prise de parole alors que les appels se multiplient en faveur d'une "clause de conscience" dans l'édition.
Terminator version Usain Bolt: des robots battent les humains lors d'une course à Pékin
Lancés à pleine vitesse, certains rappellent la légende jamaïcaine Usain Bolt: des robots humanoïdes ont battu dimanche à Pékin le record du monde humain du semi-marathon, illustrant les spectaculaires avancées technologiques chinoises dans le secteur.
Nathalie Baye emportée par une maladie neurodégénérative à 77 ans
Nathalie Baye, figure discrète et populaire à la fois du grand écran français, ex-compagne de Johnny Hallyday et mère de leur fille, l'actrice Laura Smet, est morte des suites d'une maladie neurodégénérative, ont annoncé samedi ses proches à l'AFP.
Nathalie Baye en six films
De l'univers de Truffaut à celui de Dolan, Nathalie Baye a navigué dans tous les registres du cinéma, du film d'auteur à la comédie populaire en passant par le polar et le drame intimiste.
L'actrice française Nathalie Baye est morte, annonce sa famille à l'AFP
L'actrice française multi-césarisée Nathalie Baye, à la filmographie luxuriante et internationale, est morte à l'âge de 77 ans à Paris, ont annoncé samedi à l'AFP ses proches.
Nathalie Baye, la discrète en majesté
Elle a tout joué, sans céder à la facilité. Les battantes et les cabossées, le cinéma d'auteur comme les comédies populaires. Aussi discrète que solaire, Nathalie Baye, décédée à l'âge de 77 ans, s'est imposée comme une actrice incontournable, star sans l'être.
Des chamans IA prédisent l'avenir en Corée du Sud
Des grelots tintinnabulent dans une ruelle du centre de Séoul, c'est le signe qu'un chaman est proche. Mais ici, point de sage en chair et en os: l'intermédiaire avec le divin est un robot doué d'une intelligence artificielle.
Jeux vidéo rendus inutilisables: des citoyens en colère interpellent l'UE
La princesse ne sera plus jamais sauvée par le chevalier, la faute à un serveur qui ne répond plus: de plus en plus de jeux vidéo sont abandonnés par leurs éditeurs, sans recours ni dédommagement, une expérience amère que des joueurs veulent faire interdire par l'Union européenne.
Décès de l'actrice Nadia Farès à 57 ans après un malaise dans une piscine
Connue en France et à l'étranger depuis le film "Les Rivières pourpres" en 2000, l'actrice Nadia Farès, retrouvée inconsciente dans une piscine parisienne il y a une semaine et plongée depuis dans le coma, est morte vendredi soir à 57 ans.
L'ancien maire d'Alençon Joaquim Pueyo réfute des accusations de viols
L'ancien maire d'Alençon et ex-député PS Joaquim Pueyo a réfuté les accusations de viols après la publication du livre du journaliste Frédéric Pommier, a fait savoir son avocat, Me Jérémy Kalfon.
Médias et droits voisins: 21 millions collectés en 2025 par l'organisme DVP
L'organisme de gestion collective DVP a annoncé vendredi la collecte de 21,4 millions d'euros en 2025 au titre des droits voisins de la presse, qui seront reversés au secteur traversant de "fortes tensions".
Céline Dion célèbre la résilience dans une chanson inédite de Jean-Jacques Goldman
"Dansons au-dessus des abîmes, aux arêtes des cimes": Céline Dion accompagne l'annonce de son retour sur scène d'une chanson inédite, "Dansons", ballade signée par son auteur et compositeur fétiche Jean-Jacques Goldman, sortie vendredi.
Zaza tsy mety misakafo mandritra ny andro maromaro : inona no atao ?
Toe-javatra mety mitranga ny hoe misy fotoana mandà tsy te hisakafo ny zaza. Mety hampitaitaina ny ray aman-dreny izany, indrindra raha maharitra andro maromaro. Amin’ny ankamaroan’ny tranga nefa dia mandalo ihany io fandavan’ny zaza misakafo io. Ny zava-dehibe dia ny fahafantarana ny antony mety mahatonga izany sy ny fandraisana fepetra mifanaraka aminy.
Ahoana ny fanadiovana tsara ny ratra rehefa tsy ampy fitaovana ?
Rehefa sendra maratra tampoka na any amin’ny toerana tsy misy fitaovana fitsaboana dia zava-dehibe ny fahaizana mikarakara azy amin’ny fomba tsotra. Ny fikarakarana tsara ny ratra dia manampy amin’ny fisorohana aretina sy fahasitranana haingana. Ireto àry misy torohevitra azo ampiharina hanadiovana ny ratra rehefa tsy ampy fitaovana.
Peine alourdie en appel pour Christophe Ruggia, coupable d'agressions sexuelles sur Adèle Haenel
Une pré-adolescente "prise eu piège" par un adulte "trois fois son aîné": la cour d'appel de Paris a condamné vendredi à cinq ans de prison, dont deux ferme sous bracelet électronique, le cinéaste Christophe Ruggia pour agressions sexuelles sur l'actrice Adèle Haenel entre ses 12 et 14 ans.
Reportage "La Chute de l'ogre": Depardieu se désiste de ses poursuites contre France Télévisions
Gérard Depardieu s'est désisté vendredi de ses poursuites contre France Télévisions à qui il reprochait le montage d'un reportage de "Complément d'Enquête" où la star déchue du cinéma français multipliait les propos dégradants pour les femmes et était montrée sexualisant une enfant.
Reportage "La Chute de l'ogre": Depardieu se désiste au tribunal de ses poursuites contre France Télévisions
Gérard Depardieu s'est désisté vendredi de ses poursuites contre France Télévisions à qui il reprochait un montage selon lui malhonnête d'un reportage de "Complément d'Enquête" où il multipliait les propos graveleux et dégradants pour les femmes et où il était montré sexualisant une enfant.
Fanatanjahantena sy « hémophilie »: afaka miaraka rehefa voalanjalanja
Nandritra ny fotoana ela dia noferana tsy anao fanatanjahantena ny olona « hémophile ». Izany dia noho ny tahotry ny fandehanan-dra, indrindra ao anaty na amin’ny tonon-taolana, ka nahatonga azy ireny hisafidy hiaina anaty fitandremana fatratra. Ankehitriny anefa, miova izany fomba fijery izany. Amin’izao Andro Maneran-tany ho an’ny « hémophilie » izao dia zava-dehibe ny mampahatsiahy fa ny fanatanjahantena, raha voafehy tsara, dia mety ho tena manampy ny olona voan’ity aretina ity.
Guillaume Erner, quand le Sentier mène à tout, même aux Matins de France Culture
L'animateur de la très cérébrale matinale de France Culture, Guillaume Erner, dévoile dans "Schmattès (Fringues en Yiddish)" (Flammarion) une vie avant la radio, celle de prince déchu du flamboyant quartier du Sentier à Paris et ses déboires judiciaires.
Fin d'une ère à Netflix avec le départ du confondateur Reed Hastings
Netflix a annoncé jeudi le départ prochain de son emblématique fondateur Reed Hastings, qui a transformé l'entreprise de loueur de DVD par correspondance en un géant mondial du streaming, à l'occasion de résultats financiers qui ont fait plonger son action en Bourse.
Les Partenaires
Moovnaute