• Cours de change
  • 4 399,93 AR
  • |
  • $3 987,83 AR

Flash Actu

Vendredi, 15 Mai 2026

À Madagascar, plus de 70 % des zones agricoles manquent d’eau, selon le FAO. Pour protéger l’agriculture et assurer la sécurité alimentaire, la restauration des ressources en eau est une solution essentielle et durable.

11:04

Notendren'ny Papa Léon XIV ho "nonce apostolique" any Ouganda i Monseigneur Tomasz Grysa, izay "nonce apostolique" teto Madagasikara sy Maorisy ary Seychelles, sady delege apostolika tao La Réunion sy Kaomoro.

10:03

Sport auto : La deuxième manche du Championnat de Madagascar de Karting se tiendra le 5 juillet prochain.

09:06

Toetry ny andro : Misy hatrany ny zavona ny maraina ho an'ny afovoan-tany sy ny ilany atsimo atsinanan'ny Nosy. Any amin'ny Alahady any ho any no hatanjaka ny varatraza ka hanao volonandro ririnina ny ilany atsinanan'i Madagasikara.

07:58

Nidina teny amin'ny orinasa iray eny Andranomena, nanatanteraka fanadihadiana, ny minisiteran'ny Asa, manolona ny tranga fahafatesana mpiasa, izay voalaza fa vokatry ny fahataran’ny karama. Nilaza ny hipetraka ho mpanelanelana ny ministera.

17:02

Problème technique sur la plateforme e-Hetra : les entreprises doivent déposer leurs états financiers en format papier. Pour faciliter cette démarche, la Direction Générale des Impôts accorde aux contribuables un délai supplémentaire de cinq jours.

16:04

Notanterahina omaly tany Toliara ny lanonam-pitsarana nametrahana tamin’ny toerany ny Filohan’ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany, Ramatoa Ndrenihavana Verolalaina Zoé.

15:05

Fiara miisa 2 866 isanandro no miditra eto Antananarivo. Hisy ny fanadiovana sy ny fandaminana, araka ny tapaka nandritra ny fivoriana niarahan’ny Fiadidiana ny Tanànan’Antananarivo tamin’ireo kaoperativa “ suburbain” rehetra sy ny avy eo anivon’ny ATT.

14:01

Fampihenana ny voka-dratsin'ny fampiasana fanafody simika : Mpiandraikitra ny fahasalaman'ny zavamaniry (Brigadiers phytosanitaires) miisa 8 no nahavita fiofanana tany Besalampy, Faritra Melaky.

12:00

Tetikasa fametrahana fitaovana ara-pitsaboana vaovao eny anivon'ny hopitalim-panjakana : Nisitraka latabatra fandidiana vaovao ny CHRD II Midongy Atsimo, ho fanatsarana ny kalitaon’ny fitsaboana sy ny fikarakarana ireo marary mila fandidiana.

11:04

Nanolotra boky mirakitra hevitra sy soso-kevitra mahakasika ny Fanavaozana, antsoina hoe : "autour des enjeux de la réfondation", ho an’ny governemanta, ireo mpampianatra mpikarotra eo anivon'ny Fakiolten'ny Teny Aman-tsoratra sy ny Siansa Mahaolona.

10:07

Misy fampirantiana maimaim-poana ireo tahirin-tsary ho fahatsiarovana ny tolon'ny 13 mey 1972, eny amin'ny Trano Sary Ambohidahy, nanomboka omaly 13 mey 2026, karakarain'ny ministeran'ny Serasera sy ny Kolontsaina.

09:06

Hahemotra ho amin'ny 3 mey 2026 ny fikaonandoham-pirenena izay nokasaina hotanterahina manomboka ny 20 mey, araka ny nambaran'ny minisitra misahana ny Fanavaozana, Hanitra Razafimanantsoa.

07:56

Toetry ny andro : Hisy fidinany ny maripana ambany ho an'ny afovoan-tany sy ny ilany atsimo atsinanan'i Madagasikara ato anatin'ny telo andro ho avy.

15:00

Manatanteraka fitsidihana ofisialy any Congo Brazzaville ny delegasiona Malagasy, tarihan'ny Filohan'ny Fanavaozana, Kolonely Michael Randrianirina.

13:48

Tantara sy Poezia : Hisy velakevitra hiarahana amin'i Harilala Ranjatohery sy Ranoe, androany 13 may, amin'ny 2ora sy sasany. Efitrano DOX Tranombokimpirenena Anosy.

12:04

Famahana ny olana mikasika ny Pasipaoron'ireo Malagasy monina any ivelany : Hapetraka tsy ho ela ny "Consul honoraire" ho an'i Kenya

11:00

Fahapoizinana ara-tsakafo teny Namontana : Manentana ny mpanjifa hijery ny daty farany hahafana mampiasa ny entana sy mitoroka raha misy fandikan-dalàna, ny mpanara-maso ny varotra sy ny fifaninanana.

10:03

Le Musée de la Photo organise un Café-histoire, samedi 23 mai à 10h, avec Yannick Boulay autour du traité de 1885. La rencontre reviendra sur la guerre franco-malgache et l’influence politique française instaurée après l’accord de paix.

09:02

Nihaona tamin’ireo Malagasy monina any Nairobi Kenya ny filohan’ny Fanavaozana, Randrianirina Michaël. Ny momba ny pasipaoro sy ny tomponandraikitra afaka mikarakara azy ireo any an-toerana no nibahana nandritra ny fihaonana.

08:00
Voir Plus

Foot: Domenech "meurtri et trahi" par le documentaire Netflix sur les Bleus à Knysna

15/05/2026 09:39

L'ancien sélectionneur des Bleus Raymond Domenech s'estime "trahi et meurtri" par le documentaire de Netflix sur le psychodrame vécu par l'équipe de France au Mondial-2010 à Knysna, en Afrique du Sud.

Face à la Silicon Valley, le Canadien Cohere mise sur une révolution tranquille de l'IA

15/05/2026 09:39

Dans un secteur qui carbure aux prophéties et aux coups d'éclat, le Canadien Cohere revendique son contrepied à la Silicon Valley: pas de spéculations sur une IA toute-puissante ni de querelles publiques. Avec une question: est-ce que ça rapporte ?

Israël va poursuivre le NYT pour un article "falsifié" sur des abus sexuels contre des détenus palestiniens

15/05/2026 09:39

Israël va poursuivre le New York Times en justice à la suite d'un article dénonçant des abus sexuels généralisés contre des détenus palestiniens, a annoncé jeudi le bureau du Premier ministre Benjamin Netanyahu.

Procès OpenAI: Musk absent, Altman au premier rang pour les plaidoiries finales

15/05/2026 09:39

Trois semaines d'audiences et la trajectoire d'OpenAI en jeu: les créateurs de ChatGPT ont assisté jeudi aux plaidoiries finales du procès que leur a intenté Elon Musk, avant que le jury californien ne se retire pour délibérer à partir de lundi.

U2 s'empare des rues de Mexico pour tourner le clip de son prochain single

15/05/2026 09:39

Le groupe de rock irlandais U2 a investi mercredi les rues du centre historique de Mexico pour tourner des scènes du clip de son prochain single "Street of Dreams", pour le plus grand bonheur d'une foule de citadins.

Madonna, Shakira, BTS sur "la plus grande scène du monde" à la finale du Mondial de foot

15/05/2026 09:39

Le boys band sud-coréen de K-pop au succès planétaire BTS et les mégastars américaine Madonna et colombienne Shakira se produiront sur "la plus grande scène du monde" lors d'un show "historique" lors de la mi-temps de la finale du Mondial de football le 19 juillet près de New York, a annoncé jeudi la Fifa.

Danemark: le reine Margrethe hospitalisée pour un problème cardiaque

15/05/2026 09:38

La reine Margrethe de Danemark, 86 ans, qui a abdiqué en 2024, a été admise à l'hôpital pour une douleur à la poitrine, a annoncé jeudi le Palais royal.

Italie: la princesse Kate achève sa visite en cuisinant des pâtes

15/05/2026 09:38

La princesse Kate a clôturé jeudi son séjour de deux jours en Italie par un cours de cuisine au cours duquel elle a appris à préparer des pâtes, lors de sa première visite officielle à l'étranger depuis son diagnostic de cancer en 2024.

Harry et Meghan vont produire un film avec Netflix sur l'Afghanistan

15/05/2026 09:38

Le prince Harry et son épouse Meghan Markle préparent une adaptation cinématographique d'un récit sur la guerre en Afghanistan dans le cadre de leur accord avec Netflix, a annoncé jeudi le géant de la vidéo en ligne.

Ireo fahadisoana mahazatra amin’ny fampiasana fanafody natoraly

13/05/2026 16:05

Maro ankehitriny ny olona mitodika amin’ny fanafody natoraly na « remèdes naturelles ». Ahitana dite, « huile essentielle », ravinkazo ary fangaro isan-karazany atao ao an-trano izany. Matetika izy ireny no heverina ho fomba malefaka sy azo antoka kokoa amin’ny fitsaboana. Marihana nefa fa tsy rehefa hoe natoraly dia « azo antoka » foana. Misy fahadisoana mety hampihena ny fahombiazan’ny fanafody, hiteraka voka-dratsy na hanamafy ny aretina aza. Ireto avy ireo fahadisoana mahazatra tokony hialana amin’ny fampiasana fanafody natoraly.

Fahazarana mety hampitombo ny havizanana amin’ny bevohoka

13/05/2026 15:29

Miasa mafy kokoa noho ny mahazatra ny vatana mandritra ny fitondrana vohoka. Na dia miezaka miala sasatra aza ny vehivavy bevohoka dia misy fahazarana sasany amin’ny andavanandro, izay tsy dia tsikaritra loatra, mety hampitombo ny havizanana. Miova ny hormonina, mitombo ny lanjan’ny zaza ao an-kibo ary mety hikorontana koa ny torimaso, ka ilaina ny manitsy kely ny fomba fiaina. Ireto àry misy fahazarana mahazatra mety hahatonga ny bevohoka ho reraka kokoa ka mila ialana.

Tafafoha maraina be loatra matetika : inona no mety ho antony ?

13/05/2026 14:31

Maro ny olona no matetika tafafoha maraina be loatra ary sarotra miverina mahita tory. Mety hahasosotra sy hahatonga havizanana mandritra ny tontolo andro izany. Matetika dia heverina avy hatrany fa avy amin’ny rarintsaina no anton’izany. Raha ny marina nefa dia misy antony maro samihafa mety mahatonga io fifohazana maraina be loatra io, mety ho ara-batana, ara-tsaina na mifandray amin’ny fomba fiaina andavanandro.

Ireo fahadisoana tsy mampahomby ny « vente en ligne »

13/05/2026 11:27

Maro ankehitriny ny olona voasarika amin’ny « vente en ligne » na varotra an-tserasera satria toa mora sy haingana ny manomboka azy. Maro ihany koa nefa no kivy rehefa afaka volana vitsivitsy satria tsy mahita vokatra. Matetika nefa dia tsy ny vokatra no olana, fa ireo fahadisoana miverimberina izay manakana ny fivarotana tsy handeha tsara sy mampihena ny fitokisan’ny mpanjifa.

"Bing, bing": Trump frénétique sur son réseau Truth Social

13/05/2026 08:32

Des dizaines et des dizaines de messages, essentiellement des partages de vidéos, des captures d'écran ou des caricatures, confirmant toutes les obsessions du président américain: Donald Trump s'est déchaîné lundi soir et mardi matin sur son réseau Truth Social.

La princesse Kate en Italie, sa première visite officielle à l'étranger depuis plus de trois ans

13/05/2026 05:41

La princesse Kate, en rémission d'un cancer, entame mercredi une visite de deux jours en Italie sur le thème de la petite enfance, son premier déplacement officiel à l'étranger depuis fin 2022.

Procès OpenAI: Altman contraint d'admettre qu'il lui est "arrivé de ne pas dire la vérité"

13/05/2026 00:29

L'avocat d'Elon Musk a attaqué d'emblée mardi Sam Altman sur sa réputation d'insincérité, après une matinée au tribunal d'Oakland (Californie) où le patron d'OpenAI s'était défendu d'avoir trahi la mission philanthropique du laboratoire derrière ChatGPT, cofondé fin 2015 avec le soutien du multimilliardaire.

Le festival de Cannes s'ouvre en célébrant le cinéma comme "acte de résistance"

12/05/2026 21:46

Le 79e festival de Cannes s'est ouvert mardi soir avec ses stars et 22 films en lice pour la Palme d'or, lors d'une cérémonie célébrant le cinéma comme un "acte de résistance" qui "transcende les cultures".

Le patron de Voodoo (jeux mobiles) prend le contrôle de Konbini et du Gorafi

12/05/2026 20:27

Alexandre Yazdi, Alexandre Yazdi du poids lourd français du jeu vidéo mobile Voodoo, a finalisé mardi la prise de contrôle du groupe de médias numériques DC Company, qui détient Konbini et Le Gorafi, ont annoncé les deux parties dans un communiqué.

Luc Besson accusé de viol: le parquet général requiert une réouverture des investigations

12/05/2026 19:02

Le parquet général de la cour d'appel de Paris a requis une réouverture des investigations sur Luc Besson, accusé de viol par l'actrice Sand Van Roy, l'une des affaires emblématiques de #MeToo qui s'était clôse par un non-lieu, a appris mardi l'AFP de source proche du dossier.

Le rideau s'ouvre sur le festival de Cannes, entre tapis rouge et politique

12/05/2026 18:31

Le festival de Cannes rallume sa légende mardi soir, avec ses stars et 22 films en lice pour la Palme d'or, au milieu des crépitements de flashs et des questionnements sur son rôle politique.

Les Partenaires