Vous êtes ici

tara une semaine no regle ko inona no ataoko, tena tsy napoizina satry napiasa kapoty fon zay, iza mba mafatatra dokotera mahay , toro hevitra no ilaina fa tsy latsa akory

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
fanalazanjaza
Ny torohevitra dia aza alana izany fa tsy hanenenana mandrakizay izany ny miteraka. Na dia misedra olana amin'ny fiainana sy ny fitadiavana aza ny olona dia amin'ny ankapobeny fahasambarany foana ny mahita ny zanany mitsiky. Hitanao ilay sary ataon'ny olona ireny hoe mahantra nefa mitsiky feno fahasambarana ? Tena marina ireny. Ny manala zaza no mety hampanenina anao.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
fanalazanjaza
nanana cousine nanala zaza aho fa tsy afaka dia nisy nananatra hoe:tazomy fa harena ny zanaka, nomen'andriamanitra sns dia naterany , tsy nisy ratsantanana, tsy nisy ratsan-tongotra, tsy nisy orona fa goaka be, tsy nisy sofina afatsy iray!sima fanampiny!
izao aloha aty ivelany ry zareo efa 15 taona ilay zanany fa dia any amin'ny hôpital ao Nancy no mandeha herinandro maromaro isan-taona , chirurgie réparatrice faciale , opérations efa ho 10 angamba izay no natao taminy!
mandehŕna mijery gynéco hafa dia ho hitanao eo ny tohiny !raha tsy hoe angaha ateraho fa manaova echographie indroa na intelo parapahateraka sao sanatria...

Ajouter un commentaire

6 + 8 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.