Vous êtes ici

salut daholo,vhv 38 ans, vady 1, zanaka 2.66 kgs, 1m58Na dia miasa sy manana conversation aza...tsy hitanareo ve oe efa lehibe lotra ka tsy hanintona lhl intsony?surtout raha misy lhl zay tena tiany mintsy izao fa matahotra ny handeha lalindalina tokoa satria antitra loatra, ngeza lotra?Lé lhl amn io 40ans.Omeo hevitra, efa hitako sahady fa hisy hanao morale...tsy olana zany.

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
Izay anié ilay teneniko hoe tandremo ilay "fitia taloha" e. Ianao tafalatsaka amin'ny sentiment nefa jereo ary i léry tsy miezaka amin'ny RS ozizy ianao. Hany ka latsaka avy any am 10čme étage. Loza marina ! Ireo nefa mifampiankina ! Esory ilay complexe fa matoa izy mbola mitady foana dia tsy deçu izany. Raha déçu izy efa niala. Alefa, en avant !

Dia ahoana koa ity tsy mi-jouir ity ry imcomplete ? Rehefa tsy hanao cunni ihany izy dia asaivo lalaovina elaela aloha ny anao mba hampiakatra tsara ny feeling vao atomboka ny match, tonga dia eo ambony ianao amin'izay (raiso ny initiative).

radadatoa > ka iray kilasy tsinona kah ! ha ha ha ! :*)
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
In koa zany bandinao tsy mahay mi prendre soin anao izany. Ianao ange no tokony hiteny aminychie tonga ny ahy.
Mahagaga raha sipa tsy mijouir no lazainy itrzany. Na mijouir ange ny sipa vao maika tokony pompina mba ho kotsa
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
Mety ho io gčne io angamba no mety tsy maha tonga lafatra ny RS-nareo. Misy non-dit ao ary efa tsapanao ihany ilay izy fa mety mandeha ila ihany ilay fitia. Ianao sady mitondra acte sexuel no mitondra sentiment aminy; izy anefa toa mandray izay avy aminao fotsiny fa tsy mba manome (mety tsy sahy mampanantena ny zavatra mety tsy ho vitany ?) . Izay angamba ilay gčne.
Tsy misy tsara ohatran'ny manao amin'ny olon-tiana raha ny hevitro. Ary amin'izany dia samy miezaka ny hanao izay mahafa-po ny partenaire. Raha mitady ho tafalatsaka koa izy au contraire tony aux petits soins aminao : tinao ve izany ? maheno tsara ve ? inona ki ny position tian-dry ? cunni izany mandeha hoazy, sns.

Niala ho azy ? ha ah aha !
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
Ka mety any @ ilay zizi kely no olana satria ilay position enao eo ambony tsy ahafahany manome le meilleur de lui-męme.
Mety ilay levrette no heveriny ahafahany mampiseho ny fanaovany azy nefa tsy omenao azy mitsy.
Raha tianao mbola hisy d andefaso msg izy hoe " c était bien ce q on a fait mais j aimerais q tu me prennes en levrette la prochaine fois".
Ho hitanao eo ny réplique ny
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
Bon,

Dora> justement, tsy sahy hampanatena ninin amiko izy, ary za koa efa niseho nilay be niteny ankolaka oe resaka sex fotsiny entre nay.Zesita ny betsaka fa ao ambadika torana.

Ezahana tsy hieritreritra afatsy sex amn manaraka ( raha mbola misy ).

!!!!> izaho dia tsy andefa sms any mints...efa nifanaraka izahay tsy hifandefa sms de aleo resahana mivantana refa mihaona ( raha mbola mihaona ).

Fa na zany aza ange ry reto e...menatra koa aho andeha hi aborder an ilay resaka oe; zao zany ny tsy mety amn le RS tsika sns...miseho ho azy ho tena henjana.
Fa izy tena ts manao préliminaires mintsy an! mahagaga.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
Sarotra ihay marina ny tena mamantatra ny ny tena ao ampon'ny vhv an, tena zah mahatsapa an'izany,
raha mamaky ny situation an'i incomplčte aloha dia tena sarotra e :
raha bandy sady kely zizi, tsy manao cunni, tsy manao préliminaires, tsy mampi-jouir izany kosa aloha amiko tsy mendrina ny atao amant izany e,
tena tout ŕ fait le contraire amiko ny définition an'ny atao hoe "Amant",
tena mbola asiako massage relaxant tsy ho hadinony mandrakizay aza ny ahy rehefa mifankahita izany.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
Marina ny an i clips satria extra ange ko tokony mba zvtr mivoaka ny ordinaire no fiainana miaraka @ amant.
Incomplčte>>>> il n est pas ŕ la hauteur de tes attentes
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
Oui mais ksk j'attendais de lui exactement? ŕ part un peu de son temps et de son attention peut ętre.

mety mi *******pabiliser koa aho par rapport amn vadiko, donc, tsy ahita fafiny amn ity 1 ity mintsy
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
Justement ny attente nao c q il prenne soin de toi
Raha miteny izy fa " ça fait du bien d ętre avec toi" c q il ne pense q ŕ son propre plaisir.
Raha nahay ni s occuper tsara anao lery tsy ni se *******pabiliser enao. Fa ny comble d ilay izy natao nefs tsy nahitana fafiny
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
imcomplete >>> zay le maharatsy ny infidelite : fahafinaretana vetivety fa deception no tena betsaka.
Soa ihany ary fa mbola zay fotsiny fa mety mitarika any @ fikorotanan'ny tokatrano mitsy raha tsy mitandrina ( ôtrany mitady hiverina ho amoureuse an'azy manko ianao io fa miezaka miady @ le sentiment )

Pages

Ajouter un commentaire

1 + 4 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.