Vous êtes ici

zoabaviko zay nifosa an'azy zahay mivady fa lasa tany aminy ndray no saika nalefako tany @ vadikosms:" ny an'i Ramolotra ngaha tsy izay mety aminy ihany"surnom an'ilay zoabavy ilay hoe ramolotra, romotra be ramolotra le!!!!

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Iza no efa tratra nandefa sms dia tany @ ilay olona fosaina no lasa ilay sms
Tsy sms fa message t@ fb. Tsy fifosana fa resaka tsy tokony ho itan'ny vadiko mitsy kanjo lasa tany aminy. gaga izy satria tsy nitohy @ ilay resakay mitsy ny tohiny voarainy

Fanontaniana avy hatrany: fa iza no miresaka aminao ao
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Iza no efa tratra nandefa sms dia tany @ ilay olona fosaina no lasa ilay sms
nena sms tokony nalefa tany am vadiko d lasa tany amin'lay namako izay, izao lay izy:
ndao amzay io aterina fa makaleo b mihaino azy kkkkkkkrrrrrr
fiber_manual_record $ongomby
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: août 17, 2017
Iza no efa tratra nandefa sms dia tany @ ilay olona fosaina no lasa ilay sms
sms nalefako avy @ carte sim1 dia teo no eo ihany de voaraiko t@ sim2. ompa reny saika ataoko t@ vadin'le sipako le izy, kay zaho ihany no voaopako.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Iza no efa tratra nandefa sms dia tany @ ilay olona fosaina no lasa ilay sms
Misy correction automatique lay phone ampiasaina d nandefa message tany amin'ny olona sady resaka asa d tokony nanoratra hoe "amfiry ny fotoana" d "am*******" no voasoratra
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Iza no efa tratra nandefa sms dia tany @ ilay olona fosaina no lasa ilay sms
Ny ahy indray tsy sms fa vocal. Izaho ao anaty fiara miaraka @ vadiko, dia iny misy olona miantso téléphone; mahasosotra be ilay resaka, fa dia mba niezaka hiatsara vela-tsihy ny tena. Fa rehefa vita ilay resaka, dia rafitra nanaratsy izahay mivady: "tsy ho raisiko intsony raha iny no miantso...tena olona tsy misy ilaina azy....tsy mba mahay miantso raha tsy resa-bola...ETS...". Ay moa ilay phone tsy tena tapaka, dia henony daholo ny resaka! Afaka 10 minitra izy niantso indray:"Ay mody tsara fanahy fotsiny ianareo, kanefa...". Izaho moa tsy naka sarotra:" Fantatrao izany ny tena hevitray!"
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Iza no efa tratra nandefa sms dia tany @ ilay olona fosaina no lasa ilay sms
Fa fadio re olon any mindrana telefon'olona mba hiantsoana an!
Ny ahy nt tel. dia mi enregistre automatique ny conversation rehetra.
Indramin'ny zanako le izy iresahany rdv amin'ny sipany, dia ampihainoko azy ihany avy eo ny resaka nataony. Soa fa tsy niteniteny foana.
Par : Jin Tagama
Izaho dia nanamboatra
Izaho dia nanamboatra application (Android ihany, tsy mandeha iPhone) ho an'ny RAD, atao ao @ telephone an'ny zanaka. Papa na maman dia afaka manaramaso(mamaky) ny sms sy appels rehetra(entrants/sortants) @ telephone an'zanany, izany mba iarovana azy @ olona miserasera aminy(refa miconnecte internet ilay ankizy vao lasa any @ compte personnel web-nao daholo ireo, mahazo login personnel enao). Raha liana ianao, dia indro ny email-ko: "sms.vu@vu.cx"

Ajouter un commentaire

1 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.