Vous êtes ici

Salama daholo o, mila torohevitra tompoko: raha fintinina ny tantara dia ilay vadin'ny namako dia mamono azy foana! izany oe rehefa tsy faly any am zay alehany izy na misy tsy nety nataony tany dia afatrany amle namako avokoa ny atezerany amin'ny alalan'ny vono! mangana , tata molotra, sns... f mivilana mihitsy ny oron'ilay namako nanaovany azy! tTena lehilahy tsivanona, Inona kay no atao manoloana ny vady manao tahaka izany ! mba ampio tompoko!

Par : Anonyme
Asaivo mitory ilay namanao fa
Asaivo mitory ilay namanao fa tsy azo atao izany midaroka vady lava izany! indrindra am tsy mis antony!
Par : Bandymlam
Le midaroka aloha tena tsy
Le midaroka aloha tena tsy mety kosa a! raha misy tsy mety ao atokatrano dia mifampiresaka aloha fa tsy mamely izany! tsy izany akory no nangalana azy tany am ray amandreniny fa hikarakara azy ary hanatsara ny fiainany! tena tsy mety an! mila toriana mitsy
Par : numéro
Misy an'ilay numéro vert iny
Misy an'ilay numéro vert iny : 147 raha tsy diso aho. Tonga dia io no asaivo antsoin'ilay namanao, pôlisy no mandray an'io dia tonga dia miditra an-tsehatra avy hatrany ry zareo. Rehefa tsy mety intsony dia izay ny fanafodiny. Tsy mety loatra ny ataon'ireto lehilahy mahasahy mikasi-tanana vehivavy ireto.
Par : vonoy eo ary aho
@ izao andro mazava e izao ve
@ izao andro mazava e izao ve mbola misyvehivavy manaiky vonoin'ny lehilahy izany, darohy eo ary aho fa tonga dia seza no miainga avy any mipetaka any @ lamosiny, ko raha tsy malemy aho ko hanaoky hatao punching ball eo, fitiavana no hilaiko sy tadiaviko fa tsy fahoriana sy fanambaniana

Ajouter un commentaire

9 + 5 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.